Camporée des Juniors FME 2026

Camporée des Juniors FME 2026 Champions du Christ, Manompana 2026

28/08/2026

☀️SABATA HARIVA - Fandalovan'ny DRJS Analanjirofo Ary Mr le Maire Commune Rurale Manompana sy ireo mpiara-miasa aminy nitsidika sy nanakatona tamin'ny fomba ofisialy ny lasy Camporée des Juniors FME 2026 Manompana 🌴

By Sitraka Hanania 🎬

28/08/2026

DÉFILÉ famaranana Camporée des Juniors FME 2026 🌴
Nanao démonstration avokoa ireo site tsirairay nandritra ny défilé izay natao ny sabata hariva famaranana ny camporée🤩

By Sitraka Hanania😉 dit 🎬

27/08/2026

🌴HIRA FANEVA Camporée des Juniors FME 2026🌴
Hitantsika amin'izao vidéo izao ny ambiance n'ireo tanora mihira ny Hira Faneva ny Camporée des Juniors tany Manompana.🥰

By Sitraka Hanania😉 dit 🎬

27/08/2026

Tiako ity J.A ity ❤️🤞
🎥 J.A Franckiot

27/08/2026

DRILL J.A Andranomadio Mangarano nandritra ny Camporée des Juniors FME 2026 🌴
Tena manan-talenta tokoa ny J.A🥰
Jereo izany hankanton'ny Drill nataon'izy ireo😍

By Sitraka Hanania😉 dit 🎬

27/08/2026

🎥🔥 FAMINTINANA VIDEO – OUVERTURE OFFICIELLE 🏕️🏆

Ndao hiara-hijery ny famintinana vidéo sy ireo fotoana niavaka nandritra ny Ouverture Officielle ny Camporée des Juniors FME 2026. 🎬✨

Fotoana feno hafaliana, firaisankina ary fanoloran-tena ho an’ireo Aventuriers sy Explorateurs izay nivory tamin’ity Camporée mitondra ny lohahevitra hoe « Champion du Christ » ity. 🏆✝️

Nandritra ny fanokafana dia nisy ireo tompon’andraikitra nitondra ny fandaharana sy ny hafatra ho an’ireo Juniors, nanamarika tamin’ny fomba ofisialy ny fanombohan’ny hetsika lehibe.

🏕️ Camporée des Juniors FME 2026
🏆 Champion du Christ
📍 Manompana – Sonieragna-Ivongo

🎬 J.A Franckiot

TEAM COMMUNICATION – CAMPORÉE DES CHAMPIONS 🏆📸Miaraka amin’ny DirCom 🤝🔥Fiaraha-miasa, firaisankina ary fitiavana amin’ny...
26/08/2026

TEAM COMMUNICATION – CAMPORÉE DES CHAMPIONS 🏆📸
Miaraka amin’ny DirCom 🤝🔥
Fiaraha-miasa, firaisankina ary fitiavana amin’ny asa iray: mitahiry sy mampita ireo fotoana miavaka niainan’ireo Champions. 🏕️📸🏆

TEAM COMMUNICATION DES CHAMPIONS 🏆📸Sitraka × Franckiot 🤝🔥Puisque vous avez publié vos photos, à notre tour de publier le...
26/08/2026

TEAM COMMUNICATION DES CHAMPIONS 🏆📸
Sitraka × Franckiot 🤝🔥
Puisque vous avez publié vos photos, à notre tour de publier les nôtres ! 😄📸🔥
Chacun son rôle au sein de la Team Communication, pour immortaliser et partager les moments forts de nos Champions. 🏕️🏆✨

26/08/2026

🥹CRIS DES CHAMPIONS🏆
Anisan'ny nanamarika an'ny Camporée ity hika ity😻

By Sitraka Hanania😉 dit 🎬

Camporée des Juniors FME 2026 🌴

26/08/2026

Tatitry ny lasy Camporee des Juniors avy any Maroantsetra

Address

Manompana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Camporée des Juniors FME 2026 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share