15/08/2021
Fiadanana ho anao!Manasa anao hamonjy ny Fetin'ny taranaka ny alahady 12 septambra 2021.Manomboka amin'ny 9ora ny fotoam-pivavahana.Ezaka hatao :varavaran-kely(8 isa),varavaram-be(6 isa),fanadiovana alitara.Miteti-bidy 21 300 000Ar. Miorena tsara aza miova... Manantana ny fahatongavanao. THT