16/08/2026
Isaorana ny Tompo fa tanteraka antsakany sy andavany ny fiarahana (Fitsangatsanganana) nokarakarain'ny Zanaka ampielezana FJKM Antsahafohy Famonjena teny Imerinkasinina anio Alahady faha 16 Aogositra 2026,notarihan’ny Mpitandrina mivady sy ny komity.
Etoana dia Isaorana izay tonga sy ireo niombompo na dia tsy tonga teny azaary mbola entanina ihany izay mbola te hanatevina mba ho tonga eny amin'ny Lycée Fitarikandro isakin'ny Alahady faha 3 (Salle 6)
Samia ho tahian'Andriamanitra Tompoko.