FJKM Ambohijafy Fahasoavana

FJKM Ambohijafy Fahasoavana "Fa ny fahasoavan'Andriamanitra no nahatoy izao ahy" I Kor 15:10a

Fony vao nahalala Azy isika dia nandroso tsy nisalasala.Na aiza na aiza t@ izany dia nitory ombieny ombieny.Mandeha ity ...
15/02/2026

Fony vao nahalala Azy isika dia nandroso tsy nisalasala.
Na aiza na aiza t@ izany dia nitory
ombieny ombieny.
Mandeha ity ny andro sy fotoana🕧🕐, ka mba Manao aona ny fiainam-panahinao?

→Mangatsiaka ve 🥶?
→Sa matimaty 😰?
→Sa mbola tena miredareda🔥?

Aza miandry ela intsony vao manapa-kevitra. 🚨 Fotoana Zao hiverenana @ ilay Fitiavana voalohany ❤️🔥.

Zarao mba ho itan'ny hafa🙏
FJKM Ambohijafy Fahasoavana

FJKM Ambohijafy Fahasoavana
15/02/2026

FJKM Ambohijafy Fahasoavana

15/02/2026

"Mampahatanjaka ny reraka Izy, ary izay kely hery dia omeny hery be." Isaia 40 : 29

🫵 Ianao izay tena efa nandray marina an'i Jesosy dia hentanina mba handray anjara amin'ny fitoriana filazantsara amin'ny...
15/02/2026

🫵 Ianao izay tena efa nandray marina an'i Jesosy dia hentanina mba handray anjara amin'ny fitoriana filazantsara amin'ny endriny samihafa araky ny fanomezam-pahasoavana nomeny anao. 😊

✍️ Hoy Jesosy tamin'i Petera: "... rehefa mibebaka ianao dia hampaherezo ny rahalahinao." Lioka 22 : 32b 📖

📛 Aza tia tena‼️
🫴 Zarao amin'ny hafa, ny manodidina anao (farafaharatsiny) ny amin'i Jesosy. 🆙️

🔔 Ho avy Jesosy ary efa antomotra ny fotoana. 🔔
↪️ Hampamoahiny ny amin'ny talenta anie ianao e! 🚨

🚩 Eh❗️ aza amidy fa tsy natao hitadiavam-bola na hanambakana ny hafa ny filazantsara. 👊

📘 Hoy Paoly: " ... fa lozako, raha tsy mitory ny filazantsara aho! ... raha mitory ny filazantsara aho, dia tsy asiako fandoavam-bola ny filazantsara." I Korintiana 9 : 16b ; 18b 🥰

Zarao amin'ny hafa🙏

FJKM Ambohijafy Fahasoavana

Address

Ambohijafy-Est
Manjakandriana

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Ambohijafy Fahasoavana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to FJKM Ambohijafy Fahasoavana:

Share