Pejy Fiangonana Vatolampin'i Kristy

Pejy Fiangonana Vatolampin'i Kristy Fiangonana Vatolampin'ny Kristy eto Madagasikara
Eglise Rocher du Christ
Christ's Rock Church

31/12/2025
26/06/2024
15/06/2024

Hampitomboina ho atsika rehetra indray Ry Havana Malala ao ny Fahasoavana sy ny Fiadanana avy amin Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompo ary ny Fanahy Masina manana fandaharana ao amin ny TVM isika koa ho antsika izay tsy naharaka izany , dia indro averina eto Amin ny Pejin ny Fiangonana ny fandaharana rehetra koa dia manaraha finaritra Tahin Andriamanitra daholo

14/06/2024
14/06/2024

Toriteny

Eksodosy 34.22 “Ary tandremo ny andro firavoravoana manarakaraka ireo herinandro amin’ny fanaterana ny voalohambokatra…”...
31/01/2024

Eksodosy 34.22 “Ary tandremo ny andro firavoravoana manarakaraka ireo herinandro amin’ny fanaterana ny voalohambokatra…”

Ara-panahy ny fiainana, raha masina ny santatra dia ho masina avokoa ny vongana rehetra. Andro manokana hananterahantsika izany ity fotoana amin’ny Alahady ity.

Tianao ny homban’Andriamanitra amin’ny zavatra rehetra mandritran’ity taona 2024 ity? Ndeha hanatitra voaloham-bokatra hoan’Andriamanitra.

Amin’ny Alahady 04 Fevrier 2024,
fiangonana vatolampin’I Kristy Manarintsoa Est
manomboka amin’ny 09h30 ny maraina ary 14h30 ny hariva

Hisy ny fiaraha-misakafo ao aorian’ny fotoana.
Manantena hiaona aminao.

JESUS REIGN | AOUT 2023🎼“NDAO HIDERA AZY”🎼I Tantara 16:25 “Fa lehibe Jehovah ka mendrika ho deraina indrindra, sady maha...
26/07/2023

JESUS REIGN | AOUT 2023

🎼“NDAO HIDERA AZY”🎼

I Tantara 16:25 “Fa lehibe Jehovah ka mendrika ho deraina indrindra, sady mahatahotra, fa ambonin’ny andriamanitra rehetra.”

Fotoana miavaka hiarantsika hiderana an’Andriamanitra amin’ny Alahady faha 06 Aogositra 2023. Ny maraina vavaka sy fiderana ary tenin’Andriamanitra. Ny hariva kosa dia hira fiderana feno.

Anasana antsika rehetra fa Andriamanitra tsy mba manavakavaka. Tsy misy vidim-pidirana.

Manantena hiaona aminao.

Toerana : Fiangonana Vatolampin’I Kristy Manarintsoa EST.

Address

III X 269 Ter Manarintsoa Est
Manarintsoa
101

Telephone

+261346054081

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pejy Fiangonana Vatolampin'i Kristy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share