FJKM Miadanarivo Fihavaozana

FJKM Miadanarivo Fihavaozana Informations

Isaorana ny Tompo fa vita soa aman-tsara ny fandraisan-tanana sy faha-10 taona. Koa inona no havaliko an'i Jehovah noho ...
17/10/2022

Isaorana ny Tompo fa vita soa aman-tsara ny fandraisan-tanana sy faha-10 taona. Koa inona no havaliko an'i Jehovah noho ny soa rehetra nataony tamiko?

30/05/2022

Antsoina isika FIZAFIMI ho tonga amin'ny fiaraha-mivavaka ny alahady 12 Jona 2022, manomboka amin'ny 9 ora sasany ao amin'ny la pépinière Antsakaviro lot près II M 73. Akaikin'ny Espace médical hiditra any Ankadivato. Pasteur Charly

Ho an'ny tsara sitrapo manohana ny asan'Andtiamanitra rehetra 🙏
02/04/2022

Ho an'ny tsara sitrapo manohana ny asan'Andtiamanitra rehetra 🙏

Manasa antsika rehetra fiangonana sy zanaka am-pielezana ao amin'ny    FJKM Miadanarivo Fihavaozana mba ho Tonga amin'ny...
18/06/2021

Manasa antsika rehetra fiangonana sy zanaka am-pielezana ao amin'ny FJKM Miadanarivo Fihavaozana mba ho Tonga amin'ny VOKA-DEHIBE izay atao ny Alahady 04 Jolay 2021 ho avy izao

Vita soamantsara ny asa lehibe tilikambo. Misaotra antsika rehetra.Ny varavarankely sisa.
24/05/2021

Vita soamantsara ny asa lehibe tilikambo. Misaotra antsika rehetra.
Ny varavarankely sisa.

Address

Vontovorona
Manandriana

Telephone

+261331298780

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Miadanarivo Fihavaozana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share