Ejuvance

Ejuvance 📰 Journaliste | 📱 Créateur digital
🚀 Boost et développement de pages Facebook
📖 Messages bibliques & inspiration

Informer • Développer • Inspirer

ZAHO
02/04/2026

ZAHO

RAY IRAY TSY MAHAY MANAVAKA NY ZANANY KAMBANA FOANA…Mitovy be izy roa, ka na ny rainy aza dia very hevitra foana hoe iza...
18/03/2026

RAY IRAY TSY MAHAY MANAVAKA NY ZANANY KAMBANA FOANA…
Mitovy be izy roa, ka na ny rainy aza dia very hevitra foana hoe iza no iza 😅
Indraindray diso antso, indraindray diso fihinana, indraindray diso fitafy mihitsy!
Farany, leo tanteraka ilay ray…
Dia naka fanapahan-kevitra tsotra nefa mahatsikaiky izy:
👉 Nanisy isa teo amin’ny lohan’izy roa!
Ny iray lasa 1, ny iray lasa 2 😂
Ankehitriny?
Tsy misy intsony ny diso… fa ny olona indray no gaga 😆
— tantara tena nisy —

🌴 Ilay nosy sy ilay lehilahyIlay lehilahy ao amin’ilay sary dia antsoina hoe Brendon Grimshaw, Britanika iray.Tamin’ny 1...
18/03/2026

🌴 Ilay nosy sy ilay lehilahy
Ilay lehilahy ao amin’ilay sary dia antsoina hoe Brendon Grimshaw, Britanika iray.
Tamin’ny 1962, nividy nosy kely antsoina hoe Moyenne Island izy
Vidiny: manodidina ny 11 000 $
Nosy maina sy saika tsy nisy aina mihitsy tamin’izany fotoana izany
🌱 Ny zavatra nataony
Namboly hazo maherin’ny 16 000 izy (niaraka tamin’ny mpiara-miasa aminy)
Namerina namelona zavaboary:
sokatra goavambe (giant tortoises)
vorona sy biby hafa
Nataony lasa nosy feno ala sy fiainana ilay toerana
💰 Ilay resaka 50 millions $
Marina ihany koa fa nisy olona nanolotra vola an-tapitrisany (manodidina ny 50M $) hividy ilay nosy
Nandà izy ❌
👉 Antony: tsy te ho lasa “tourisme de luxe” ilay nosy fa te hiaro azy ho toerana voajanahary
🌍 Ny niafarany
Natao ho valan-javaboary nasionaly (national park) ilay nosy
Nodimandry izy tamin’ny 2012, fa mbola voaaro ilay nosy hatramin’izao

Miomana atsika Mananara aketo ai.
06/03/2026

Miomana atsika Mananara aketo ai.

Conference ara-Baiboly izay ataon'ny mpitory Laïka avy ao amin'ny Fiangonana Advantista Analanjahana Mananara avaratra.M...
04/03/2026

Conference ara-Baiboly izay ataon'ny mpitory Laïka avy ao amin'ny Fiangonana Advantista Analanjahana Mananara avaratra.
Mitohy ny asa, tsy mijanona raha tsy avy Jesosy

04/03/2026
03/03/2026

Mivavaha mafy, ataova ny asan'Andriamanitra, olona mbola tsy tafifoha dia efa natory loatra.

Mamarana conference izay atao eto Ambalamahogo - Mananara avaratra.Izay nanomboka tamin'ny alahady 22 ary mifarana zoma ...
27/02/2026

Mamarana conference izay atao eto Ambalamahogo - Mananara avaratra.
Izay nanomboka tamin'ny alahady 22 ary mifarana zoma 27 Febroary 2026.
Hento ambavaka mba hisy fanahy resy lahatra.

Bonne Sabata.🙏🏾🤗😍

☑️Firenena tena be Adventiste➡️Brezila – isan’ny manana Adventiste betsaka indrindra.Source: Worlddata.info➡️Rwanda – ma...
25/02/2026

☑️Firenena tena be Adventiste

➡️Brezila – isan’ny manana Adventiste betsaka indrindra.
Source: Worlddata.info

➡️Rwanda – maro raha jerena amin’ny isan’ny mponina.
Source: Worlddata.info

➡️Papua New Guinea – Adventiste maro koa.
Source: Worlddata.info

➡️Jamaika – betsaka amin’ny isan’ny mponina.
Source: interamerica.org

☑️Afrika no faritra be Adventiste indrindra.
Amerika Atsimo sy Azia manaraka.

➡️Misy Adventiste amin’ny firenena mihoatra ny 200 eran-tany.

IPHONE 6. Amidy mora be.Tsisy tantaraina fa direct mampiasa
24/02/2026

IPHONE 6.
Amidy mora be.
Tsisy tantaraina fa direct mampiasa

FANOKAFANA TAOM-PIASAN'NY TANORA FIANGONANA ADVANTISTA DISTRIKA MANANARA 1.-NISY BATISA 7.-FANAOVAM-BOADY.-FANOSORANA DI...
22/02/2026

FANOKAFANA TAOM-PIASAN'NY TANORA FIANGONANA ADVANTISTA DISTRIKA MANANARA 1.
-NISY BATISA 7.
-FANAOVAM-BOADY.
-FANOSORANA DIAKONA.
TETO ANTANANDAVA NO NATAO NY FIVORIANA TAMIN'NY SABATA 21 FEBROARY 2026.

Address

Antananarivo
511

Telephone

+261348180480

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ejuvance posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share