06/09/2024
Miarahaba antsika Tanora rehetra nahatotosa ny JMJ Faritra Anala, betsaka ny lesona azo tsoahina sy azo arenina tamin'igny JMJ iny tsy azo lavina kosa anefa fa nisy n'y fahasoavana azo. Tsapako Ary tsapanay birao fa raha samy manao ny adidiny ny tsirairay dia mora ny manantanteraka zavatra goavana. Mirary ny SOA sy ny tsara Ary mifampivavaka mba samy hoafaka amin'ny JMJ Diosezy manaraka.
Filoha Thierry