Chorale Antsivan'ny Lanitra

Chorale Antsivan'ny Lanitra “Ary tsy maintsy mamaky an’ny Samaria Izy” Jao 4:4

22/04/2026
"Ary tsy maintsy mamaky an'i Samaria Izy" Jao 4:4
18/02/2026

"Ary tsy maintsy mamaky an'i Samaria Izy" Jao 4:4

Jesosy irery ihany no filazantsara soa.Nentin'ireo mpanompo torina aminao.
28/01/2026

Jesosy irery ihany no filazantsara soa.
Nentin'ireo mpanompo torina aminao.

Izy no SOLOFONIRINA Barphino Pierre, Chef de choeur -n'ny Chorale ANTSIVAN'NY LANITRA. Izy moa dia anisan'ny mpamoron-ki...
28/01/2026

Izy no SOLOFONIRINA Barphino Pierre, Chef de choeur -n'ny Chorale ANTSIVAN'NY LANITRA. Izy moa dia anisan'ny mpamoron-kira nay ato amin'ny Antokomihira. Anisan'ny afaka tamin'ny fanadinana ho mpianatra Pastora andiany faha 16 ihany koa izy.
👉 Anniversaire-ny androany ka Andao isika mba hirary soa azy.

🎊 Joyeux anniversaire de choeur 🎉
Jesosy anie ampahery amin'ny asa.

Mivavaka ho anao izahay mba hahavitabe amin'ny Asan'i Jesosy Kristy Tompontsika.

Address

FLM Mampikony
Mampikony

Telephone

+261331369024

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chorale Antsivan'ny Lanitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share