Mahabibo matin

Mahabibo matin Fifampizarana vaovao eo anivon'ny Paroasy Mahabibo

30/12/2021
26/03/2021

FANDAHARAM-POTOAM-PIVAVAHANA - PAROASY Md François Xavier Mahabibo

💥Zoma 26 Mars 2021: Lalan'ny Hazofijaliana, misy fidirana in-3
-12h30: manentana Vaomieran'ny Litorjia
-16h00: manentana Ekipa Marialy
-18h30: manentana ny Kartie Afovoany
NB: Ferana 200 tonga voalohany no farany raisin'ny fiangonana ary tsy maintsy manao "AROVAVA-ORONA" sy manaja ny elanelana 1m ao am-piangonana.

HERINANDRO MASINA
💥Alahady 28 Mars 2021: Alahadin'ny Sampankazo
Misy Lamesa ary misy fidirana in-4, ka ireto ny Kartie miaraka amin'izany:
✍️5h45: Marovato-Abattoir sy Afovoany
✍️8h30: Ambalavola sy Mahabibokely ary Ambovoalanana
✍️10h30: Fiofio sy Manga ary Morafeno
✍️18h00: Manjarisoa sy Aranta.
NB: Tsy miova io @ Alahadin'ny Paka fa ny ora no miodina araka ny tapaka tao amin'ny fivoriana.

💥Alakamisy 1 Avril 2021: Alakamisy Masina
Misy fotoam-pivavahana in-2 miditra @ Alakamisy Masina sy Zoma Masina ary Sabotsy Masina, ka toy izao ny fandaminana:
✨Groupe A: miditra à 16h00: Manjarisoa, Afovoany, Marovato-Abattoir, Mahabibokely ary Manga.
✨Groupe B: miditra à 18h00: Fiofio, Aranta, Ambalavola, Morafeno, ary Ambovoalanana.
NB: Manolotra lehilahy (2) ho sasan-tongotra ny isakin'ny Kartie, mba olon-dehibe manana andraikitra amin'ny Fiangonana.
TSY MISY NY FIAMBENANA MASINA

💥Zoma 2 Avril 2021: Zoma Masina
Ny fotoana tsy miova fa mifamadika ny groupe
✨16h: Groupe B
✨18h: Groupe A

💥Sabotsy 3 Avril 2021: Sabotsy Masina
✨16h: Groupe A
✨18h: Groupe B
NB: Ireo Katekomena horaisina @ Sabotsy Masina dia mamonjy ny Kartie misy azy any anaty Groupe. Koa manainga ny Mpanabe mba hanao ny fandaminana amin'izany.
AZA ADINO NY MITONDRA LABOZIA!!!

MANAINGA ANTSIKA REHETRA MBA SAMY HANARAKA NY FANDAMINANA NAPETRAKA

MIRARY SOA HO ANTSIKA REHETRA!

12/09/2020

Miarahaba antsika rehetra indray o
Toy izao ndray ny fandaharana sy ny fandaminana rahampitso alahady 13 Septembre
6 ora maraina manentana ny kartie Marovato abattoir
-18h manentana ny vondron-dehilahy
Tsy misy lamesa atoandro @ paroasy rehetra fa any @ katedraly ny lamesa fanamasinana ho pretra
Marihina fa izay solontena efa voatendry isaky ny fikambanana Masina sy ny vaomiera ihany no manatrika ny lamesa araky ny fandaminana sy ho fanajana hatrany ny hamehana ara-pahasalamana.
Misaotra antsika sahady manaiky ny fandaminana ary mirary soa

05/09/2020

Miarahaba antsika rehetra indray o
Toy izao indray ny fandaminana rahampitso
-6h: Morafeno, Afovoany, Fiofio ary Amboavoalanana
-8h 30: Mahabibokely, Ambalavola ary Aranta
-18h: Manjarisoa, Marovato abattoir ary Manga
Ny fafa-tranom-piangonana @ 1 ora
Aza adino ny manao arovava s'y orona
Mirary soa ho antsika rehetra

29/08/2020

Hafaliana sy fiadana o
Misaotra an'Andriamanitra lehibe tsika fa noho ny fahasoavany dia hisokatra indray ny fiangonana. Hifankahita sy hiara hiombom-bavaka ndray isika mianakavy manomboka rahampitso.
Lamesa 3 toy ny mahazatra
-6 ora maraina manentana ny kartie Manjarisoa
-8 ora manentana ny FET
-6 ora hariva manentana ny ekipan'ny famindram-pon'Andriamanitra
Anio Asabotsy amin'ny 1 ora ny fafa-tranom-piangonana .
Mirary soa ho antsika rehetra hatrany

17/06/2020

Miarahaba antsika rehetra
Toy izao indray ny litorjia mandritr'ity herinandro ity.
-6h: Mahabibokely + Ambalavola
-8h: Manga + Marovato abattoir
-10h: Morafeno+ Manjarisoa
-16h: Aranta + Ambovoalanana
-18h: Fiofio sy Afovoany
Aza adino ny fafa-trano ny Asabotsy @ 1 ora sasany sy manao cache bouche hatrany .
Mirary soa ho antsika rehetra.

08/06/2020

Ny Alahady
-6h: Fiofio+ Afovoany
-8h: Ambalavola + Mahabibokely
- 10 h: Marovato+ Manga
- 16h: Manjarisoa + Morafeno
- 18h : Aranata + Ambovoalanana
Aza adino ny fafa-tranom-piangonana ny asabotsy.
Samia ho tahian'Andriamanitra

08/06/2020

Miarahaba antsika rehetra.
Toy izao indray ny litorjia mandritr'ity herinandro ity.
-Alatsinainy: manentanta ny 3F
-Alakamisy manentana ny vaomiara caritas
-Zoma manentana ny tanora avy ao @ kartie Manjarisoa
NB: amin'ny zoma ho avy izao ihany koa no hanatanterahana ny fitsaohana ny sakramenta masina izay saika hatao ny Zoma voalohan'ny volana teoa no sady hankalazana ny fetin'ny fomasin'iJesoa.
-Asabotsy @ 5 ora hariva ny lamesa manetriketrika ho fankalazana ny fetin'ny kartie Marovato Abattoir izay arovan'i Md Antoine de Padou. Koa manasa antsika mianakavy hanotrona azy ireo.
Mirary soa ho antsika rehetra.

02/06/2020

Ny Alahady ho avy izao
-5h:45: Aranta+Ambovoalanana
-7h30: Fiofio+ Afovoany+ Ambalavola
-16h: Marovato abattoir+Manga+ Mahabibokely
-18h: Manjarisoa+ Morafeno
Amin'ny Alahady izao no hatao eny @ Paroasy cathédrale ny fanamasinana ny menaka na ny messe crismale @ 9ora ka izay no mahatonga ny oran-damesantsika somary niroso aloha. Hamafisina eto ihany fa solontena izay efa voatondro ihany no manatrika ny lamesa any @ cathédrale.
Mankasitraka antsika rehetra

02/06/2020

Miarahaba antsika rehetra indray e
Toy izao ny fandaharam-potoana amin'ity herinandro ity.
Alatsinainy manentana Jeunesse franciscaine
Alakamisy manentana : vaomieran'ny fandalinam-pinoana
Zoma: zoma voalohany manentana ny garde d'honneur
Marihina fa maraina avokoa ny lamesa mandritr'ity herinandro ity. Ny adoration dia hatao @ fotoana manaraka .

Address

Majunga
401

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mahabibo matin posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share