Paroasy Notre Dame De l’Assomption Katedraly Maintirano

Paroasy Notre Dame De l’Assomption Katedraly Maintirano Foi

01/11/2023

Bonjour

Andraikitra Mila fiofanana !Hiofana Aho satria mpanabe
03/05/2023

Andraikitra Mila fiofanana !
Hiofana Aho satria mpanabe

Arabaina ireo zatovo ao @ Antilin'i Madagasikara ato @  Cathédrale Maintirano fa nahavita Firotsahana: Fanomezantoky, Fa...
18/12/2022

Arabaina ireo zatovo ao @ Antilin'i Madagasikara ato @ Cathédrale Maintirano fa nahavita Firotsahana:
Fanomezantoky, Fanekena, Famehezantena.

Enga anie hiroborobo hatrany n'y Fikambanana. D aza adino n'y mivavaka

Miarahaba an'i Monseigneur Gustavo, Evekan'ny Diosezy Maintirano. Amin'izao  fankalazana ny tsingerin-taona nahaterahan'...
24/09/2022

Miarahaba an'i Monseigneur Gustavo, Evekan'ny Diosezy Maintirano. Amin'izao fankalazana ny tsingerin-taona nahaterahan'izao.
Mitomboa Fahamasinina Eveka Raiamandreninay. Ho lava andro iainana, ambinina @ fahasalamana hatrany.
Mivavaka ho anao izahay ondrinao ato @ Diosezy.
Atao amaray ny fiarahana azy eto @ katedrale Maintirano

Nitombo isa ny zanaky ny fiangonana ato @ paroasy katedrale Maintirano, vita batemy ireo Zaza 11 mianadahy. Mahareta @ f...
11/09/2022

Nitombo isa ny zanaky ny fiangonana ato @ paroasy katedrale Maintirano, vita batemy ireo Zaza 11 mianadahy.
Mahareta @ finoana aby ry zandry Malala.

N'y kristianina rehetra ato @ Diosezy Maintirano s'y eto @ Paroasy katedrale dia faly misaotra Monseigneur Gustavo, Evek...
21/08/2022

N'y kristianina rehetra ato @ Diosezy Maintirano s'y eto @ Paroasy katedrale dia faly misaotra Monseigneur Gustavo, Eveka ny Maintirano s'y Père Martial, curé katedrale Maintirano.
Tamin'ny nahavitana iny fety iny Téo n'y:
- Fankalazana n'y faha 5 taona n'y Diosezy
- Ordination.
- Fetin'ny Fiangonana katedrale
- sns ......
Sambatra n'y kristianina manana anareo e.
Mitomboa fahamasinina.

Nahazo Pretra vaovao 3 mirahalahy s'y Diakra 2 mirahalahy n'y Diosezy Maintirano.Vita androany n'y fanamasinana azy 5 mi...
15/08/2022

Nahazo Pretra vaovao 3 mirahalahy s'y Diakra 2 mirahalahy n'y Diosezy Maintirano.
Vita androany n'y fanamasinana azy 5 mirahalahy.

Témoignage nataon izy dimy mirahalahy ho hamasinina n'y 15 Août 2022.
15/08/2022

Témoignage nataon izy dimy mirahalahy ho hamasinina n'y 15 Août 2022.

- Fetin'ny Fiangonana Notre dame de l'Assomption Katedrale Maintirano No sady - Fetin Diosezy MaintiranoAry mbol - Fanka...
14/08/2022

- Fetin'ny Fiangonana Notre dame de l'Assomption Katedrale Maintirano
No sady
- Fetin Diosezy Maintirano
Ary mbol
- Fankalazana n'y faha 5 taona niorenan Diosezy Maintirano.
Mandroso e

Ho fankalazana n'y fetin'ny Paroasy Notre dame de l'Assomption Cathédrale Maintirano dia nanolotra Omby telo n'y fiangon...
14/08/2022

Ho fankalazana n'y fetin'ny Paroasy Notre dame de l'Assomption Cathédrale Maintirano dia nanolotra
Omby telo n'y fiangonana ho an kristianina ho fiaraha-misakafo n'y 15 Août 2022 atoandro.

Misaotra betsaka an Père Jaomazava avy any @ Diosezy Ambanja s'y Père Augustin avy any @ Diosezy Tsiroanomandidy izay Mi...
14/08/2022

Misaotra betsaka an Père Jaomazava avy any @ Diosezy Ambanja s'y Père Augustin avy any @ Diosezy Tsiroanomandidy izay Missionnaire taty @ Diosezy Maintirano.
Vita androany n'y fanomezam-beloma an izy roa mirahalahy.
Misaotra mompera. Mitomboa fahamasinina e.

Address

Marodoka
Maintirano

Telephone

+261342070743

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Paroasy Notre Dame De l’Assomption Katedraly Maintirano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Paroasy Notre Dame De l’Assomption Katedraly Maintirano:

Share

Category