Feon'ny Mpiantso

Feon'ny Mpiantso Antokom-pihira - Fiangonana Loterana Malagasy | SPTm | Fileovana Mahanoro

Fahasoavan'ny Tompo!!ZAIKA BE FAHA XXII FKTLM  Sary vitsivitsy tamin'ny hira sy talenta nisolo SPN omaly 'ny Mpiantso
14/08/2025

Fahasoavan'ny Tompo!!
ZAIKA BE FAHA XXII FKTLM

Sary vitsivitsy tamin'ny hira sy talenta nisolo SPN omaly

'ny Mpiantso

Andro faha 3 amin'ny Zaikabe FKTLM XXII Manakara 2025     'ny
13/08/2025

Andro faha 3 amin'ny Zaikabe FKTLM XXII Manakara 2025

'ny

Apokalypsy 2:10: "Aoka ho mahatoky hatramin’ny fahafatesana hianao, dia homeko anao ny satroboninahitra fiainana."Tontos...
11/08/2025

Apokalypsy 2:10: "Aoka ho mahatoky hatramin’ny fahafatesana hianao, dia homeko anao ny satroboninahitra fiainana."

Tontosa soa aman-tsara ny fampisehoana niarahana tamin'ny Chorale A.Fa.Kri Tanambao Mananjary omaly alahady faha-10 Aogositra 2025. Misaotra an'i Jesosy!

Manakara indray ny fotoana, ZAIKABE XXII FKTLM
🎼Feon'ny Mpiantso FLM Mahanoro 🎼

Misaotra an'i Jesosy nitantana fa tongasoa eto Mananjary izahay Antokom-pihira Feon'ny Mpiantso avy ao amin’ny FLM MAHAN...
09/08/2025

Misaotra an'i Jesosy nitantana fa tongasoa eto Mananjary izahay Antokom-pihira Feon'ny Mpiantso avy ao amin’ny FLM MAHANORO.

"Midera an'i Jehovah fa tsara Izy" Sal.118:29Fiarahabana no atolotra ho antsika jiaby amin'ny anaran'i Jesosy! J-1 efa a...
09/08/2025

"Midera an'i Jehovah fa tsara Izy" Sal.118:29
Fiarahabana no atolotra ho antsika jiaby amin'ny anaran'i Jesosy!
J-1 efa andalana Feon'ny Mpiantso.
Rahampitso amin'ny 3 ora tolak’andro ny fotoana
FLM Tanambao Chorale A.Fa.Kri Tanambao Mananjary

Fiadanana!!Tianay mampatsiahy antsika fa Andro vitsivitsy sisa dia Tonga ny fotoana☺️J-3, amin'ny alahady ho avy izao, n...
07/08/2025

Fiadanana!!
Tianay mampatsiahy antsika fa Andro vitsivitsy sisa dia Tonga ny fotoana☺️
J-3, amin'ny alahady ho avy izao, ny toerana sy ny ora tsy miova.
Samy ho tahin'i Jesosy aby ô

Fiadanana! Miarahaba antsika rehetra amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompo! Izahay Feon'ny Mpiantso dia faly misaotra ana...
11/12/2022

Fiadanana! Miarahaba antsika rehetra amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompo!

Izahay Feon'ny Mpiantso dia faly misaotra anareo rehetra izay tonga nijery sy ireo izay tsy tonga nefa nanohana anay tamin’ny hetsika nataonay ny alahady faha-04 desambra 2022 lasa teo iny.

Misaotra indrindra, mankasitraka amin'ny fitiavana feno natolotrareo izay tsy ho voavalinay. Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo rehetra sy handrotsaka ny fahasoavany ho anareo hatrany hatrany.

Misy ny indro kely ka hangatahanay famelana aminareo. Mifona koa izay amin’izay endrika tsy fahatomombana rehetra tsapanareo tsirairay avy raha nisy izany.

Hiezaka foana kosa izahay hanolotra ny TSARA INDRINDRA nohon’ny vitanay hatramin’izao ho anareo mpankafy sy mpanohana anay amin’ny manaraka raha mbola tsy tonga amin'ny rahon'ny lanitra i Jesosy.

HO AN'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY NY VONINAHITRA JESOSY IRERY IHANY.

04/12/2022

Fiadanana!
J - J
An'i Jesosy ny asa, efa vonona koa izahay.
Tranompokonolona Mahanoro | 2ora 30

Address

FLM Mahanoro
Mahanoro
510

Telephone

+261347020904

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Feon'ny Mpiantso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share