23/07/2026
๐จ๐ฅ FIKORIANAN'NY FANASITRANANA โ รDITION JOLAY 2026 ๐ฅ๐จ
๐ฅ Vonona ve ianao handray ny fanasitranana sy ny fahagagana avy amin'Andriamanitra? ๐ฅ
โจ Aza adino ny manatrika ny Fikorianan'ny Fanasitranana mivantana miaraka amin'i Pastora Chris Oyakhilome DSC, DSC, DD. Fotoana manokana handraisana fanasitranana, fahagagana, famerenana amin'ny laoniny ary fitahiana avy amin'ny Tenin'Andriamanitra! ๐โค๏ธ
๐ฅ MIVANTANA MIARAKA AMIN'I PASTORA CHRIS OYAKHILOME
๐
Zoma 24 Jolay ๐ 04:00 Hariva
๐
Sabotsy 25 Jolay ๐ 04:00 Hariva
๐
Alahady 26 Jolay ๐ 09:00 Maraina / ๐ 04:00 Hariva
๐ Toerana lehibe:
๐๏ธ CHRIST EMBASSY MADAGASCAR GROUP โ AVARATR' ANTANIMORA
๐ก Misy fandefasana ihany koa manerana ny Christ Embassy Madagascar Group :
๐ Besarety
๐ Ambohimanarina
๐ Fort Dauphin
๐ Toamasina
๐ Tongava miaraka amin'ny havanao, namanao, mpiara-miasa aminao ary ireo rehetra mila fanasitranana sy fanantenana.
๐ Jesosy Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay. Mbola manasitrana Izy ankehitriny! โจ
๐ฒ Zarao izao fanasana izao mba hahafahan'ny maro mandray ny fanasitranana sy ny fiainan'Andriamanitra! โค๏ธ๐ฅ