FTP Aumônerie Militaire Saint Joseph Androva Mahajanga

FTP Aumônerie Militaire Saint Joseph Androva Mahajanga Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FTP Aumônerie Militaire Saint Joseph Androva Mahajanga, Catholic Church, Mahajanga.

🛑🌿Ry tanora👉Maro isika no nantsoin’Andriamanitra, saingy ny famaliana izany antso izany no maha-samy hafa antsika. Aza v...
20/08/2026

🛑🌿Ry tanora
👉Maro isika no nantsoin’Andriamanitra, saingy ny famaliana izany antso izany no maha-samy hafa antsika. Aza variana amin’ny fahafinaretana sy ny zava-mandalo ka hanadino ny antson’Andriamanitra.💌🌿

🛑🌟 “Ry tanora:👉Aza mitady hanana izao tontolo izao ka very ny fanahinao; aleo kely miaraka amin’Andriamanitra toy izay b...
18/08/2026

🛑🌟 “Ry tanora:
👉Aza mitady hanana izao tontolo izao ka very ny fanahinao; aleo kely miaraka amin’Andriamanitra toy izay be harena nefa lavitra Azy.” 🙏❤️

🛑Ry tanora:🌿“Aza avela ho tompon’ny fonao ny zavatra anananao; aoka i Jesoa no ho harena lehibe indrindra eo amin’ny fia...
17/08/2026

🛑Ry tanora:
🌿“Aza avela ho tompon’ny fonao ny zavatra anananao; aoka i Jesoa no ho harena lehibe indrindra eo amin’ny fiainanao.” ❤️🙏

🛑Ry tanora:👉aza maika hiditra amin’ny fifandraisana noho ny fihetseham-po fotsiny. Fantaro ny lanjan’ny fitiavana marina...
14/08/2026

🛑Ry tanora:
👉aza maika hiditra amin’ny fifandraisana noho ny fihetseham-po fotsiny. Fantaro ny lanjan’ny fitiavana marina: tsy fitadiavana tombontsoa izy, fa fanoloran-tena, fahatokisana, fahadiovam-po ary fahavononana hiara-hitombo amin’Andriamanitra.🌴❤️‍🔥🌿

🛑Ry tanora:👉 Aza mamaly ratsy ny ratsy.👉 Aza mitahiry lolompo.👉 Mianara mifona rehefa diso.👉 Mianara mamela rehefa voado...
13/08/2026

🛑Ry tanora:
👉 Aza mamaly ratsy ny ratsy.
👉 Aza mitahiry lolompo.
👉 Mianara mifona rehefa diso.
👉 Mianara mamela rehefa voadona.
👉 Ataovy hita amin’ny fiainanao ny famindram-pon’i Kristy.✳️🌴❤️‍🔥

💌🌿Ry tanora:❤️‍🔥❤️‍🔥“Aza mamelona fifandirana; mambole fihavanana. Aza manaparitaka hadisoan’ny hafa; ampio izy hiova. A...
12/08/2026

💌🌿Ry tanora:
❤️‍🔥❤️‍🔥“Aza mamelona fifandirana; mambole fihavanana. Aza manaparitaka hadisoan’ny hafa; ampio izy hiova. Ary rehefa miara-mivondrona amin’ny Anaran’i Jesoa isika, dia eo afovoantsika Izy.”❤️‍🔥❤️‍🔥❤️‍🔥

🛑💌Ry tanora:“Ny tena lehibe eo anatrehan’Andriamanitra dia tsy izay manjakazaka amin’ny hafa, fa izay mahay manetry tena...
11/08/2026

🛑💌Ry tanora:
“Ny tena lehibe eo anatrehan’Andriamanitra dia tsy izay manjakazaka amin’ny hafa, fa izay mahay manetry tena, mitia ary tsy mamela ny hafa ho very.”🌴❤️‍🔥

💌❤️‍🔥Ry tanora:👉Aza matahotra ny hahafoy zavatra sasany noho ny finoana. Mety ho sarotra ny lalana, saingy izay mahafoy ...
10/08/2026

💌❤️‍🔥Ry tanora:
👉Aza matahotra ny hahafoy zavatra sasany noho ny finoana. Mety ho sarotra ny lalana, saingy izay mahafoy tena ho an’i Kristy dia tsy very, fa mamokatra aina sy fanantenana ho an’ny hafa.👊🌿🙏

08/08/2026

🌿🌴❤️‍🔥Hira Fanevan'ny JMJ 2027 any Seoul
WYD Seoul 2027 Official Theme Song MV (Pop Ver.) 2027 서울 세계청년대회 공식주제가 MV (Pop Ver.)🇻🇦🇻🇦🇻🇦
Youtube Channel: WYD Seoul 2027
https://www.youtube.com/watch?v=W0eZagiocB4

🛑📸Ry tanora:👉 Aleo very fotoana, vola na fahafahana sasantsasany noho ny fanarahana an’i Kristy, toy izay hahazo izao to...
07/08/2026

🛑📸Ry tanora:
👉 Aleo very fotoana, vola na fahafahana sasantsasany noho ny fanarahana an’i Kristy, toy izay hahazo izao tontolo izao nefa very ny fanahy.🌴
❤️‍🔥Jesoa no lalana; ny hazofijaliana no lalana mankany amin’ny voninahitra.❤️‍🔥

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FTP Aumônerie Militaire Saint Joseph Androva Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share