25/08/2026
๐๐ถ๐ต๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฒ ๐ฆ๐ง๐ 2๏ธโฃ0๏ธโฃ2๏ธโฃ6๏ธโฃ
Isorana ny Tompo , isaorana isika rehetra amin'ny fitondrana am-bavaka; tonga soa aman-tsara eto Nosy Be Hell-Ville ny maraina teo ny STK Fjkm Ziona Famonjena Mahajanga .
Tsara ny mampatsiahy fa manomboka rahampitso alarobia 26 aogositra 2026 ny fihaonambe ary mifarana ny alahady 30 aogositra 2026 izao .
Mampahery ny STK rehetra amin'ny fanompoana eโบ๏ธ
๐ท Tahiana Clario (Filohan'ny STK ZFM)