Fivondronan'ny Fiangonana Baptista Biblika eto Mahajanga

Fivondronan'ny Fiangonana Baptista Biblika eto Mahajanga Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fivondronan'ny Fiangonana Baptista Biblika eto Mahajanga, Mahajanga.

03/05/2024
Fiarahan'ny vehivavy FBB rehetra eto Mahajanga tao @ FBB Antanimasaja, fianarana Tenin'Andriamanitra sy fanaovana gateau...
31/01/2024

Fiarahan'ny vehivavy FBB rehetra eto Mahajanga tao @ FBB Antanimasaja, fianarana Tenin'Andriamanitra sy fanaovana gateau @ fomba gasigasy no natao.

30/01/2024

Ny ondriko mihaino ny feoko, ary Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy, ary Izaho manome azy fiainana mandrakizay, ka tsy ho very izy mandrakizay, ary tsy hisy handrombaka azy amin'ny tanako. — Jaona 10 : 27 - 28

Fiombonan'ny vehivavy FFBBM eto Mahajanga. Fianarana pizza no natao.
12/06/2023

Fiombonan'ny vehivavy FFBBM eto Mahajanga. Fianarana pizza no natao.

Fotoanan'ny vehivavy niarahana tamin'ireo komity avy any Antananarivo
18/04/2023

Fotoanan'ny vehivavy niarahana tamin'ireo komity avy any Antananarivo

18/04/2023
Tanteraka soa aman-tsara ny fitokanana ny trano fiangonana FBB Ambondrona ny Alahady 16 Avril. Voninahitra ho an'Andriam...
18/04/2023

Tanteraka soa aman-tsara ny fitokanana ny trano fiangonana FBB Ambondrona ny Alahady 16 Avril. Voninahitra ho an'Andriamanitra.

Fivorian'ny délégués, andro fahatelo
18/04/2023

Fivorian'ny délégués, andro fahatelo

Fivorian'ny délégués, andro faharoa
18/04/2023

Fivorian'ny délégués, andro faharoa

Fivorian'ny délégués teto Mahajanga, andro voalohany (13/04/23)
18/04/2023

Fivorian'ny délégués teto Mahajanga, andro voalohany (13/04/23)

Misaotra an'Andriamanitra fa tontosa soa aman-tsara ny fotoan'ny vehivavy FBB eto Mahajanga androany, izay natao tao @ F...
26/03/2023

Misaotra an'Andriamanitra fa tontosa soa aman-tsara ny fotoan'ny vehivavy FBB eto Mahajanga androany, izay natao tao @ FBB Mahabibokely.

Address

Mahajanga

Telephone

+261388364172

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fivondronan'ny Fiangonana Baptista Biblika eto Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Fivondronan'ny Fiangonana Baptista Biblika eto Mahajanga:

Share