YWAM Campus Ministry Mahajanga

YWAM Campus Ministry Mahajanga Ny Jeunesse En Mission dia fikambanana iraisam-pirenena sy iraisam-piangonana. Mitory filazantsara sy manao mpianatra. Manatanteraka ny baikon'i Kristy.

Manasa antsika indray ary
28/09/2021

Manasa antsika indray ary

Anatin'ny fon'ny YWAM Campus Ministry Mahajanga ihany koa no manome fanampiana ho an'ireo sahirana mandritra ity amehana...
21/05/2021

Anatin'ny fon'ny YWAM Campus Ministry Mahajanga ihany koa no manome fanampiana ho an'ireo sahirana mandritra ity amehana aram-pahasalamana ity. Misaotra manokana ny Care & Share Ministry ny amin'ny vy nahitana izany.
One of our ministry is the mercy ministry. We are preparing some gifts for those who are in need. We want to give thanks Care and Share Ministry for their trust.

Salama daholo! Efa hiverina indray ny fotoanantsika isaky ny Asabotsy tolakandro. Manomboka ny 06 Martsa izao, izay hana...
23/02/2021

Salama daholo! Efa hiverina indray ny fotoanantsika isaky ny Asabotsy tolakandro. Manomboka ny 06 Martsa izao, izay hanasana antsika rehetra.

Famintinana ny herinandronay, mbola hitohy izany amin'ity herinandro ity.
16/08/2020

Famintinana ny herinandronay, mbola hitohy izany amin'ity herinandro ity.

Ho antsika eto Mahajanga, te hianatra ny fomba fandinihana ny Baiboly. Mbola afaka tonga hianao raha liana ny amin'izany...
01/07/2020

Ho antsika eto Mahajanga, te hianatra ny fomba fandinihana ny Baiboly. Mbola afaka tonga hianao raha liana ny amin'izany. Isaky ny Alarobia hariva amin'ny 3 ora - 5 ora sy sasany. Tsy misy vola aloha.
Inductive Method studying about the Bible.

Voatahy mba ho fitahianaBlessed to be blessings
13/06/2020

Voatahy mba ho fitahiana
Blessed to be blessings

ENGLISH CLUB : Every Saturday from 9 to 11 am at YWAM Campus Ministry Mahajanga. Our guest teacher will be Melissa from ...
12/03/2020

ENGLISH CLUB : Every Saturday from 9 to 11 am at YWAM Campus Ministry Mahajanga.
Our guest teacher will be Melissa from Peace corps for the coming Saturday.

04/03/2020

Salama daholo! Isaky ny Asabotsy amin'ny 9 - 11 ora maraina indray ny English club manomboka amin'ity volana ity.
Efa miverina ihany koa ny "Saturday Worship" izay isaky ny Asabotsy amin'ny 3 - 5 ora tolakandro.
Mirary soa antsika rehetra

Misaona ny YWAM Campus Ministry Mahajanga, Campus Ministry Madagascar fa nodimandry i Taciana Moroyandsa, izay anisan'ny...
25/02/2020

Misaona ny YWAM Campus Ministry Mahajanga, Campus Ministry Madagascar fa nodimandry i Taciana Moroyandsa, izay anisan'ny ekipa loholona nasionaly. Noho izany mitsahatra aloha ny ministera eto Mahajanga. Holazaina ihany rehefa miverina.

English Club with Melissa!
18/02/2020

English Club with Melissa!

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when YWAM Campus Ministry Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share