Chorale Feon'ny Fanahy Masina Antanimalandy Mahajanga

Chorale Feon'ny Fanahy Masina Antanimalandy Mahajanga " Toute ma vie, je veux louer le Seigneur; tant que je serai, je veux chanter mon Dieu"

🌹🎶 HIRA HO AN'I MARIA 🎶🌹Mihira am-pitiavana, manorina am-panantenana. 💙❤️‍🔥Misy fotoana izay tsy ampy ny teny hilazana n...
17/08/2026

🌹🎶 HIRA HO AN'I MARIA 🎶🌹
Mihira am-pitiavana, manorina am-panantenana. 💙

❤️‍🔥Misy fotoana izay tsy ampy ny teny hilazana ny fitiavana sy ny fanoloran-tena… ka ny hira no atao vavaka, ary ny fitiavana lasa orimbato. 🙏

Ho fankalazana an'i Masina Maria Mpanjakavavy, izay mpiaro ny diosezin'ny Mahajanga, izahay ato amin'ny :
🎶 Feon'ny Fanahy Masina
🎶 Feon'ny Anjely
🎶 MDMK eto Antanimalandy dia
hanolotra antsam-panahy miavaka ho fanorenana "La grotte" ho an'i Masina Maria eto amin'ny Paroasy Fanahy Masina Antanimalandy.

📅 23 Aogositra 2026
🕔 17H
📍 EKAR Fanahy Masina Antanimalandy

💙 Tsy misy vidim-pidirana fa Atolory izay foinao ho an'ilay Reny mamintsika

Masina Maria Mpanjakavavy, mivavaha ho anay. 🙏💙

ASSOMPTION : MASINA MARIA VIRJINY NAMPIAKARINA ANY AN-DANITRA Niavaka kely ny anio satria nifanome tanana ireo vatan-deh...
15/08/2026

ASSOMPTION : MASINA MARIA VIRJINY NAMPIAKARINA ANY AN-DANITRA

Niavaka kely ny anio satria nifanome tanana ireo vatan-dehilahy @ fanorenana la grotte izay atao eto @ Paroasy Antanimalandy 🙏🥰

Mangataka vavaka amintsika rehetra @ ty ezaka kasaina ity🙏🙏

19/07/2026

Refa izahay reto mo zan no tafiaraka de na ihira mandra-maraina 🥰❤️❤️

👇 Raha kristianina ao Antanimalandy nareo de mba teneno ao @ commentaire oe iza @ reto olona reto no fantatrareo 🤣🤣

17/07/2026

Korana harivariva by Feon'ny Fanahy Masina❤️🥰❤️

❣️ RETOUR  SUR  IMAGE ❣️Nareo ve tsy mahita hoe maha manja sy maha bg le manao chorale?❤️😜✨ Bon dimanche daholo nareo oz...
05/07/2026

❣️ RETOUR SUR IMAGE ❣️

Nareo ve tsy mahita hoe maha manja sy maha bg le manao chorale?❤️😜

✨ Bon dimanche daholo nareo ozy reto Gen Z nay

28/06/2026

Ramalala isany ooo❤️❤️❤️

Ndao hiaraka hamonjy kermesy hoa🥰❣️

🎉🎉🎉FETY  KOA  FETYNdao hamonjy kermesy Antanimalandy
24/06/2026

🎉🎉🎉FETY KOA FETY

Ndao hamonjy kermesy Antanimalandy

🚗🚙Go to.....Fenoy ny banga😁🤣🤣
09/06/2026

🚗🚙Go to.....

Fenoy ny banga😁🤣🤣

🥳 Joyeux anniversaire à notre chère présidente 🥳Aujourd'hui c'est un jour spécial, car nous célébrons votre anniversaire...
31/05/2026

🥳 Joyeux anniversaire à notre chère présidente 🥳
Aujourd'hui c'est un jour spécial, car nous célébrons votre anniversaire. Au nom de toute la chorale, nous vous adressons nos vœux les plus sincères de bonheur, de santé et de bénédictions.
Merci pour votre dévouement, votre bienveillance et votre engagement au sein de notre chorale. Votre présence, votre soutien et votre Amour pour l'œuvre de Dieu sont une source d'inspiration pour chacun d'entre nous.
Que le seigneur nous comble de sa grâce, vous accorde une longue vie remplie de joie, de paix et de succès.
Que cette nouvelle année soit riche en bénédictions et en moments heureux auprès de votre famille et de vos proches
À toute notre affection et notre reconnaissance,

La chorale ♥️♥️

26/05/2026

Na efa hanao Zumba ary de mbola maka laharana voalohany fona ry sasany🤣🙈

Address

Antanimalandy
Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chorale Feon'ny Fanahy Masina Antanimalandy Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share