FMMB - LLB Mahajanga

FMMB - LLB Mahajanga Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FMMB - LLB Mahajanga, Religious organisation, Manga (Centre Kanana), Mahajanga.

Tanora Fmmb Mahajanga Fantatrao ve ny dikan'ny "Ny Tena Fitiavana" sa mbola mitady azy any amin'ny toerana diso? 🛑 Aza m...
22/07/2026

Tanora Fmmb Mahajanga
Fantatrao ve ny dikan'ny "Ny Tena Fitiavana" sa mbola mitady azy any amin'ny toerana diso? 🛑 Aza mandany andro fa tongava handalina ny marina miaraka amin'ny Minisitera Tanora FMMB! 💯

🎤 Miaraka amin'i Laza NOELIARIVELO (Mpiandraikitra Tanora FMMB Foibe Antananarivo)

🗓️ Alahady 26 Jolay 2026
🕒 04 ora hariva
📍 Centre KANANA FMMB Manga

👊 Aza mandeha irery fa ento ny namanao rehetra! Tsy maintsy miavaka ity! ✨

✨ STAND VACANCIERS - BORD DE LA MER ✨Manasa anareo mpiala sasatra sy mponina ao Mahajanga izahay handalo eo amin'ny "Sta...
22/07/2026

✨ STAND VACANCIERS - BORD DE LA MER ✨

Manasa anareo mpiala sasatra sy mponina ao Mahajanga izahay handalo eo amin'ny "Stand Vacanciers" (Alohan'ny Bianco)!

Misy sakafo mafana sy matsiro ary boky kristiana miandry anareo eto:
✅ Sakafo: Lasopy, brochettes, vary aminana...
✅ Boky: Boky kristiana maro karazana.

📅 Daty: 15 Jolay - 8 Aogositra (Alarobia, Alakamisy, Zoma, Sabotsy)
🕒 Ora: 15h00 - 20h30

Ny fandraisanao anjara dia fanohanana ny Tanora Fmmb Mahajanga andeha hamonjy SEKOLY BE any Antananarivo. 🤝
Aza hadinoina, miandry anareo izahay! 🌊

📖 FANABEAZANA ARA-PANAHY - FIANARANA SORATRA MASINA 📖Ry havana malala ao amin'ny Tompo, manasa antsika rehetra hiray sai...
21/07/2026

📖 FANABEAZANA ARA-PANAHY - FIANARANA SORATRA MASINA 📖

Ry havana malala ao amin'ny Tompo, manasa antsika rehetra hiray saina amin'ny fandalinana ny Tenin'Andriamanitra.

📅 Talata 21 Jolay

⏰ Ora: 6h15

📍 Toerana: CENTRE KANANA FMMB Manga

"Tongava maro tokoa fa vonona handray antsika ny Tompo! 🙏✨

Stand vacanciers, Bord de la mer Librairie Tanora Fmmb Mahajanga Baiboly, boky kristiana, sy fitaovana fito***a filazan-...
17/07/2026

Stand vacanciers, Bord de la mer
Librairie Tanora Fmmb Mahajanga
Baiboly, boky kristiana, sy fitaovana fito***a filazan-tsara

Toerana akaiky ny Bianco

Fiadanana e  Miandry anareo an😊EFA vonona ny ato amin'ny goûté,tsakitsaky ary rotsirotsy arivariva🤗Aty amin'ny Bord à cô...
16/07/2026

Fiadanana e

Miandry anareo an😊
EFA vonona ny ato amin'ny goûté,tsakitsaky ary rotsirotsy arivariva🤗

Aty amin'ny Bord à côté Bianco ny stand

Tanora Fmmb Mahajanga💡 Te ho tanora manana fototra mafy o***a ve ianao? 💡Tongava hianatra sy hifampizara amin'ny fotoam-...
14/07/2026

Tanora Fmmb Mahajanga
💡 Te ho tanora manana fototra mafy o***a ve ianao? 💡

Tongava hianatra sy hifampizara amin'ny fotoam-pampianarana "Tanora mahandry valim-bavaka aho".

Ny fampianarana dia mikendry ny hanome hery sy fahaiza-manao ara-panahy ho an'ny tanora rehetra mba ho vonona amin'ny fiainana sy ny fanompoana.

📍 Toerana: Centre KANANA FMMB Manga
🗓 Daty: Alahady 19 Jolay
🕓 Ora: 04 ora hariva

Aza diso anjara amin'ity fotoana ity! Ny fampianarana sy ny torohevitra azonao dia hanampy anao amin'ny dingana manaraka. 🙏📘

MANA ISAN'ANDRO
14/07/2026

MANA ISAN'ANDRO

Arabaina isika aniofa feno 55 ans FMMB eee 🎉🎉Rariva 6h 30. FANKALAZANA ao @ Centre KANANA FMMB Manga ❤️❤️mitondra jus sy...
13/07/2026

Arabaina isika aniofa feno 55 ans FMMB eee 🎉🎉
Rariva 6h 30. FANKALAZANA ao @ Centre KANANA FMMB Manga ❤️❤️
mitondra jus sy tsakitsaky hifampizarana

FANKALAZANA 55 taona ny FMMB eto Mahajanga! 🎉Manasa antsika Fianakaviambe FMMB rehetra hiara-hankalaza ny faha-55 taonan...
12/07/2026

FANKALAZANA 55 taona ny FMMB eto Mahajanga! 🎉

Manasa antsika Fianakaviambe FMMB rehetra hiara-hankalaza ny faha-55 taonan'ny fikambanana!

🗓️ Rahoviana: Alatsinainy 13 Jolay 2026
🕕 Ora: 6 ora sy 30 minitra hariva
🏢 Toerana: Centre KANANA FMMB Manga

Aza adino ny mitondra Jus sy tsakitsaky hifampizarantsika mandritra ny fotoana. Ny fanatrehanareo dia tombontsoa lehibe ho antsika rehetra!

"Andriamanitra mihitsy no manomana antsika ho amin'izany fanovana izany, ka nanome antsika ny Fanahy ho antoky ny soa natokany ho antsika." (2 Korintiana 5:5)

Tongava maro, ho vonto ny fitiavana!

"Satria malala eo imasoko hianao, eny, be voninahitra hianao sady tiako..." (Isaià 43: 4 - DIEM). Tontosa soamantsara ny...
12/07/2026

"Satria malala eo imasoko hianao, eny, be voninahitra hianao sady tiako..."
(Isaià 43: 4 - DIEM).

Tontosa soamantsara ny Lasy DDC (Dessein de Dieu pour le Couple) ny 11-12 Jolay 2026 teto amin'ny Jardin des délices Petite plage Mahajanga 🥰

Feno fankasitrahana an' Andriamanitra izahay Ministeran'ny Mpivady sy Ankohonana (MMA) eto anivon'ny Fikambanan'ny Mpiara-Mamaky ny Baiboly (FMMB) eto Mahajanga 😁

Mpivady avy amin'ny Tokantrano 10 no nisitraka izany 🙏

Isaorana ireo Mpivady Mpanofana telo nirahin'ny FMMB foibe 🙏

Isaorana ireo rehetra nanohana ny lasy tamin'ny vavaka sy ny vola ary ny asa 🙏

"... fa izaho sy ny ankohonako kosa dia hanompo ny TOMPO izahay."
(Josoa 24:15 - DIEM)

Address

Manga (Centre Kanana)
Mahajanga
401

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FMMB - LLB Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share