Fédération Madagascar Nord-Ouest

Fédération Madagascar Nord-Ouest FMNO

AOKA HO VONONA AMIN'ILAY PROGRAMA MANERAN-TANY AMIN'NY 5 SEPTAMBRA 2026 HO AVY INY !
01/09/2026

AOKA HO VONONA AMIN'ILAY PROGRAMA MANERAN-TANY AMIN'NY 5 SEPTAMBRA 2026 HO AVY INY !

Anisan'ny nandray anjara tamin'ny fanentanana amin'ny ilay programa maneran-tany amin'ny ONEVOICE27 moa ny Departemantan...
29/08/2026

Anisan'ny nandray anjara tamin'ny fanentanana amin'ny ilay programa maneran-tany amin'ny ONEVOICE27 moa ny Departemantan'ny Fifandraisana FMNO tamin'ny folakandron'ny Sabata 29 Aôgôsitra 2026 tao amin'ny Espace Verte tao Antsohihy io !

Tena nampahery ny mpiray fanantenana ny fampaherezana nozarain'ny Mpanompon'Andriamanitra, Filoha Departemantan'ny Tanor...
29/08/2026

Tena nampahery ny mpiray fanantenana ny fampaherezana nozarain'ny Mpanompon'Andriamanitra, Filoha Departemantan'ny Tanora avy amin'ny Union, Chef Espadon Fulgurant ! Nitaona ny rehetra hijery an'i Jesosy tompon'ny finoantsika sy mpanefa azy izy ! Nisy Fanahy 39 nanolotra ny fiainany ho an'i Jesosy; ary ny 2 tamin'izany batisa izany dia ireo nisintaka tamin'ny rafi-pandaminana niverina amin'ny lamina avy tamin'ny Fiangonana Anjiamangirana ! Ary mambra iray Fiangonana niroso tamin'ny fanekem-pinoana ! Nangataka famelan-keloka teo anatrehan'ny mpiray fanantenana aminy moa izy ireo tamin'izany fisintahana tamin'ny rafi-pandaminana izany ! Deraina ny tompon'ny asa ! Voninahitra ho Azy irery ihany !

HITAONA ATSIKA REHETRA ATO AMIN'NY RANOMASIMBE INDIANA IRETO EKIPAN'NY FIFANDRAISANA MANERANA IOUC IRETO AORIAN'IZAO ADV...
25/08/2026

HITAONA ATSIKA REHETRA ATO AMIN'NY RANOMASIMBE INDIANA IRETO EKIPAN'NY FIFANDRAISANA MANERANA IOUC IRETO AORIAN'IZAO ADVISORY COMMUNICATION 24 -26 AÔGÔSITRA 2026 ETO ANTANANARIVO MBA HIZARA NY FANANTENANA AO AMIN'I JESOSY !

TSY IRERY NY TANORANTSIKA FA TANY ANTSOHIHY IHANY KOA NY RAY AMAN-DRENY MPITANTAN'ASAN'NY FEDERASIONA FMNO NY FILOHA Ps ...
25/08/2026

TSY IRERY NY TANORANTSIKA FA TANY ANTSOHIHY IHANY KOA NY RAY AMAN-DRENY MPITANTAN'ASAN'NY FEDERASIONA FMNO NY FILOHA Ps RABENARIVO Jim Hervé MIARAKA AMIN'NY ANKABEAZAN'NYMPITANDRINA ADVANTISTA AMIN'IZAO CAMPORÉ FMNO 19 - 30 AÔGÔSITRA 2026 IZAO !

BEAZINA ARA-BATANA ARA-TSAINA ARA-PANAHY NY TANORA ADVANTISTA ATO AMIN'NY FMNO ANY ANTSOHIHY AMIN'IZAO CAMPORÉ FMNO 19 -...
25/08/2026

BEAZINA ARA-BATANA ARA-TSAINA ARA-PANAHY NY TANORA ADVANTISTA ATO AMIN'NY FMNO ANY ANTSOHIHY AMIN'IZAO CAMPORÉ FMNO 19 -30 AÔGÔSITRA 2026 IZAO MBA HO TIA MANOMPO AN'ANDRIAMANITRA !

TSY TOKONY HO MPAMPIASA NY TEKNOLOJIA NOMERIKA FOTSINY ISIKA FA MBA HO IRAKA MIHITSY IHANY KOA !
25/08/2026

TSY TOKONY HO MPAMPIASA NY TEKNOLOJIA NOMERIKA FOTSINY ISIKA FA MBA HO IRAKA MIHITSY IHANY KOA !

NATAO HANAMPY NY DEPARTEMANTA REHETRA NY DEPARTEMANTAN'NY FIFANDRAISANA !ADVISORY COMMUNICATION 24 - 26 AÔGÔSITRA 2026
24/08/2026

NATAO HANAMPY NY DEPARTEMANTA REHETRA NY DEPARTEMANTAN'NY FIFANDRAISANA !
ADVISORY COMMUNICATION 24 - 26 AÔGÔSITRA 2026

Amin'ity Sabata manokana faha 22 Aôgôsitra 2026 ity dia vory lanona miaraka amin'ny Mpiray fanantenana aminy eto Mahajan...
22/08/2026

Amin'ity Sabata manokana faha 22 Aôgôsitra 2026 ity dia vory lanona miaraka amin'ny Mpiray fanantenana aminy eto Mahajanga ny Filoha Miadidy ny Vehivavy sy ny Ankizy avy any amin'ny Division SID sy Union IOUC ary ireo Filoha sy Tale Mpanampy Departemanta Miadidy ny Vehivavy sy ny Ankizy avy amin'ireo Federasiona manodidina manerana ny Ranomasimbe Indianina ! Nivory teto moa izy ireo manatanteraka ilay antsoina hoe : "ADVISORY". Nanatrika izany fanompoam-pivavahana izany ihany koa Ny Filohan'ny Union sy ny Mpitantan'asa Ara-bolan'ny Union miaraka amin'ny Mpitantan'asa Sekretera Jeneraly Tonia Mpanatanteraky ny Federasiona sy Mpitantan'asa Ara-bola avy eto amin'ny FMNO !

Eto anivon'ny Zav-boahary ny fotoam-pivavahana; mampatsiahy atsika ny fotoana niarahan'ny Dadabe Adama sy Bebe Eva tamin'Ilay Mpahary tao Edena izany !

Etsy kely ange !  J.A. Jery hatrika !  Aoka !Mialoha ny handaozana vetivety an'Antsohihy dia mbola nihaona tamin'ireo ha...
19/08/2026

Etsy kely ange ! J.A. Jery hatrika ! Aoka !

Mialoha ny handaozana vetivety an'Antsohihy dia mbola nihaona tamin'ireo hamonjy CAMPORÉ FMNO 2026 ao amin'ny ESPACE VERTE eto Antsohihy ! Araho ny fanentanana ataon'ny Pasteur TSIAVELA Rolland, Filoha Departemantan'ny Tanora Advantista ato amin'ny FMNO !

Address

Manga/Avenu De L'Independence
Mahajanga
401

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fédération Madagascar Nord-Ouest posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share