Khouddam Ahloul-bayt Majunga

Khouddam Ahloul-bayt Majunga Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Khouddam Ahloul-bayt Majunga, Religious organisation, Majunga, Mahajanga.

FAHATSIAROVANA.Tahaka ny andro androany 20 Zil Hajj no teraka ilay hazavana ho atsika tao Karbala Iraq,  manampahaizana ...
17/06/2025

FAHATSIAROVANA.
Tahaka ny andro androany 20 Zil Hajj no teraka ilay hazavana ho atsika tao Karbala Iraq, manampahaizana ambony indrindra Ayatoullah al Ozma Sayed Swadiq al Housseini Shirazi.
Allah anie hanalava ny andro hiaiananao hatrany ry lehibeko.

20 Zul Hajj 1360
20 Zul Hajj 1446

في مثل هذا اليوم.. وُلد سماحة المرجع الشيرازي "دام ظله" في كربلاء المقدسة عام 1360 هـ

🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹

EID UL GHADIR.EID LEHIBE INDRINDRA.Ny biraon'ny manampahaizana ambony Ayatoullah al Ozma Sayed Swadiq Shirazi Mahajanga ...
13/06/2025

EID UL GHADIR.
EID LEHIBE INDRINDRA.
Ny biraon'ny manampahaizana ambony Ayatoullah al Ozma Sayed Swadiq Shirazi Mahajanga dia faly manasa atsika jiaby @ Majlis lehibe Eid ul Ghadir 2025.
Ny alahady 15 Jiona ho avy izao amin'ny 2 ora sy sasany tolak'andro.
Toerana: Office du Grand Marjan Shirazi Amborovy
Ambarao ny namana jiaby.
Manantena sahady ny fahatongatsika.

Sheikh Razy Vasram
Gael Shabbir Nasswir
Ahloul-bayt Majunga

❤JOUR DE RÉFLEXION 2025❤💥AQUALAND PARK PISCINE AMBOROVY💥  Khouddam Ahloul-bayt Majunga
13/04/2025

❤JOUR DE RÉFLEXION 2025❤
💥AQUALAND PARK PISCINE AMBOROVY
💥 Khouddam Ahloul-bayt Majunga

18/03/2025

❤❤Dars Andro faha 17 volana masina Ramadhan❤❤

Tsarovy fa na dia omeny Allah atsika rehetra zavatra rehetra @ ity Donia ity,raha tsisy famindram-po Allah miaraka @ izany dia mazava ho azy fa tsisy varany fahazahoanao izany.
Mipetraka ary ny fanontaniana hoe:
Moa ve miditra am-paradisa mpanompo anankiray raha tsy miaraka @ indrafo Allah(swt)...???
❤Araho anie fa @ ity video ity no manazava ilay hafatra!!!
❤Mihenoa finaritra ary isika rehetra🥰🥰🥰🥰
❤Aza adino manw j'aime sy partage🥰🥰🥰🥰

17/03/2025

❤❤Dars Andro faha 16 volana masina Ramadhan❤❤

Amin'izao volana masina ramadan izao dia misokatra varavaran'ny lanitra ary nidiny Allah varavarany afobe....
Ka moa ve efa ampy idirany tsirairay @ paradisa ve le asa soa vitantsika t@ ity volana masina ramadan ity sa tsia...??
❤Araho anie fa @ ity video ity no manazava ilay hafatra!!!
❤Mihenoa finaritra ary isika rehetra🥰🥰🥰🥰
❤Aza adino manw j'aime sy partage🥰🥰🥰🥰

16/03/2025

❤❤Dars Andro faha 15 volana masina Ramadhan❤❤

Efa misasaka sahady izao ny volana masina ramadan,fa samy nametra panontaniana @ tenenany tsirairay ve aiza ho aiza ny asa vitantsika @ 15 andro lasa izay.....????
❤Araho anie fa @ ity video ity no manazava ilay hafatra!!!
❤Mihenoa finaritra ary isika rehetra🥰🥰🥰🥰
❤Aza adino manw j'aime sy partage🥰🥰🥰🥰

15/03/2025

❤❤Dars Andro faha 14 volana masina Ramadhan❤❤

Volana masina ramadan dia nizara 3 lehibe arakany tenininy mpaminany Mouhammd(saw):Tapany folo voalohany ao no misy fahasoavana,tapany faharoa misy famindrampo Allah ary fahatelo farany misy famelankeloka ny Allah....
Midika izany atsika izao tafiditra @ famindrampo Allah....!!!!
❤Araho anie fa @ ity video ity no manazava ilay hafatra!!!
❤Mihenoa finaritra ary isika rehetra🥰🥰🥰🥰
❤Aza adino manw j'aime sy partage🥰🥰🥰🥰

11/03/2025

❤❤Dars Andro faha 10 volana masina Ramadhan❤❤

Anisany nandany vola aman-karena sy Andriny nahatonga ny finoana Al Islam tonga @ tsika @ izao andro iainantsika izao angamba dia anisany harenany Renintsika mpino "KHADIJA (AS)"
Ka androany hatsiarovana nahafatesany vadiny mpaminany tsika ity,izay anisany lehiben'ireo vehivavy rehetra izay nisokajin'ny Allah ho anisan'ireo lehibeny vehivavy eto an-tany sy any an-koatra.ka KHADIJA BINTE KHOWAILID(AS) no lehiben'izy reo rehetra.
❤Araho anie fa @ ity video ity no manazava ilay hafatra!!!
❤Mihenoa finaritra ary isika rehetra🥰🥰🥰🥰
❤Aza adino manw j'aime sy partage🥰🥰🥰🥰

10/03/2025

❤❤Dars Andro faha 9 volana masina Ramadhan❤❤
Anjara sy lahatra tsara rehetra dia avy @ Allah(swt) avokoa,fa mety izy takatansika ary mety tsy ho takatra tsika koa izany indraindray....
Ka Fananana faharetana @ Lahatra Allah tokony ho hisy @ tsirariray izany
❤Araho anie fa @ ity video ity no manazava ilay hafatra!!!
❤Mihenoa finaritra ary isika rehetra🥰🥰🥰🥰
❤Aza adino manw j'aime sy partage🥰🥰🥰🥰

❤❤🥰Alina faha 7 volana masina ramadan 1446,tao @ Centre Ahlal-bayt(as) Tsaramandroso ambony Majunga🥰❤❤
07/03/2025

❤❤🥰Alina faha 7 volana masina ramadan 1446,tao @ Centre Ahlal-bayt(as) Tsaramandroso ambony Majunga🥰❤❤

07/03/2025

❤❤Dars Andro faha 6 volana masina Ramadhan❤❤

Tadidio fa ny olona mahay votom-pinoana sy mahay tsara ny asa soany dia mahay mafy fitsapana mahazo azy,
Ary mifanohitra kosa raha marefo ny finoany sy mahay malemy ny asa soany dia mahay keli ihany koa ny fitsapany.
Ka eto ary na dia ireo iraka Allah ary misedra mafy izany fitsapana izany....
❤Araho anie fa @ ity video ity no manazava ilay hafatra!!!
❤Mihenoa finaritra ary isika rehetra🥰🥰🥰🥰
❤Aza adino manw j'aime sy partage🥰🥰🥰🥰

Address

Majunga
Mahajanga

Telephone

+261320646996

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Khouddam Ahloul-bayt Majunga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Khouddam Ahloul-bayt Majunga:

Share