IN ZION Bistro

IN ZION Bistro Restaurant

Alefaso  ary ny commande ho an’ny fetin’ ny Dada e. - poulet entier fumée: 45.000ar-poulet entier laqué: 50.000ar-Tsatsi...
17/06/2026

Alefaso ary ny commande ho an’ny fetin’ ny Dada e.
- poulet entier fumée: 45.000ar
-poulet entier laqué: 50.000ar
-Tsatsiu :60.000ar ( 1kg vita)
-côte de porc fumée: 40.000ar(1kg)
+accompagnement :crudité sy sauce voanjo.
Ny Tena tsara indrindra dia miantso avy hatrany
Tel:034 91 475 35
Misaotra indrindra Tompoko

Ho asianay gamme sans porc(tsy misy kisoa ) sy gamme avec porc (misy kisoa ) ny viande fumée boucané ho an’ny fetin’ ny ...
10/06/2026

Ho asianay gamme sans porc(tsy misy kisoa ) sy gamme avec porc (misy kisoa ) ny viande fumée boucané ho an’ny fetin’ ny Ray an! Misaotra anareo mpanjifa @ fahatokisana ny tsiron-kena ato IN ZION Bistro. Zahay koa mikatsaka ny matsiro hatrany ho anareo ☺️

Salama e👋Ho asiantsiaka pack viande fumée ho an’ny fetin’ny Ray Ve? 👉Aza miala lavitra ary e! Mandram-piketriketrika kel...
10/06/2026

Salama e👋
Ho asiantsiaka pack viande fumée ho an’ny fetin’ny Ray Ve?
👉Aza miala lavitra ary e!
Mandram-piketriketrika kely an’izay dia aza adino fa mitohy foana ny fandraisanay ny commande tsakitsaky matsiro izay tena ankafizinareo ihany koa 😋
=> Nem viande :500ar
Nem poisson: 500ar
Sambos: 500ar
Boulette de viande:500ar
Tel:034 91 475 35 na afaka mandefa mp na WhatsApp.
Mankasitraka oo🥰

31/05/2026

Izahay ato @ IN ZION BISTRO dia faly miarahaba sy mirary soa ho an’ny Reny rehetra.

06/03/2026
Salama e👋Arabaina mialoha sahady isika vehivavy an! Andao ataotsika matsiro ny sakafo @ 8 mars e!Tsakitsaky Maro isankar...
06/03/2026

Salama e👋
Arabaina mialoha sahady isika vehivavy an! Andao ataotsika matsiro ny sakafo @ 8 mars e!
Tsakitsaky Maro isankarazany, hena be, ondry be (ho an’olona maromaro) , akoho be , trondro be👍
Alefaso dieny zao ny commande ary ooo!
Tel: 034 91 475 35
Toerana : In Zion Bistro Ivato akaikin’ny bank BGFI

Arabaina nahatratran’ny faran’ny taona daholo e👋 Mbola mandray commande viande fumée na laqué Izahay an! Misokatra ny to...
31/12/2025

Arabaina nahatratran’ny faran’ny taona daholo e👋
Mbola mandray commande viande fumée na laqué Izahay an! Misokatra ny toerampivarotanay androany tontolo andro. Ny commande tsakitsaky maro isankarazany : nem, sambos, boulette sns…
=> Poulet rôti 45000-50000ar
=>Tsatsiou 50000ar
=> nem viande:500ar
=>sambos sy boulette: 500ar
❌ny tsara tonga dia miantso avy hatrany @ 034 91 475 35

Address

Ivato

Telephone

+261349147535

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when IN ZION Bistro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to IN ZION Bistro:

Shortcuts

Share