06/10/2023
Ao anatin'ny fankalàzana ny fetim-piangonana ,dia hisy ny alim-bavaka lehibe izay hotanterahina ny sabotsy ho avy izao eto amin'ny paroasy 😇😇.
Koa dia manentana antsika ho tonga maro. Entano ny namana sy ny fianakaviana.