Ste Thérèse d'Avila et le Carmel

Ste Thérèse d'Avila et le Carmel Sehatra hifampizarana amintsika ny fizotry ny fankalazana ny faha 500 taona nahaterahan'i Mb Thérè Tsy diso anjara anjara amin'izany isika eto Madagasikara.

Mankalaza ny faha 500 taona nahaterahan'i Mb Thérèse d'Avila ny Fianakaviamben'ny Karmely (Sampana relijiozy lahy, sampana relijiozy vavy ary sampana lahika) maneran-tany. Koa manasa antsika ary hitsidika matetika ny pejy facebook ny STJ500 MADA fa ho hitanareo ato ny fizotry ny fankalazana rehetra.

Address

PERES CARMES Lot IT 72 Bis Itaosy B. P. 9044 Antananarivo 102
Itaosy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ste Thérèse d'Avila et le Carmel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Ste Thérèse d'Avila et le Carmel:

Shortcuts

Share