FLM Ambohimasina Itaosy

FLM Ambohimasina Itaosy Fiangonana Loterana Malagasy -
Fileovana Itaosy -
FLM Ambohimasina Itaosy

23/08/2026

Alahady XII manaraka ny Trinite
Fidirana @ 10H00

Vakiteny :
SALAMO 70

ISAIA 29 : 18 – 19
ROMANA 7 : 1 – 6
JAONA 9 : 24 – 38
MATIO 12 : 33 - 37

22/08/2026

Finaritra e!
Iza no mbola tsy mahay ity hira Faneva faha-35 taona ny FLM Ambohimasina Itaosy ity?

Raki-tsary vitsivitsy izay natambatra hanehoana ny firaisan-kina sy fifankatiavana❤️❤️

"Ka dia ho masina ianareo, satria masina Aho" Lev 11:44b

21/08/2026

Ndao Halala fa...
"NY FAMADIHAN-DRAZANA..."
maro ny fomba malagasy izay tena mifanaraka @ finoantsika Kristiana fa misy kosa ireo izay mifanohitra!

Mihainoa finaritra tompoko!!

18/08/2026

Ndao Halala fa...
"Ho ampahafatarina antsika eto n'y mahakasika ny Sekoly Ambony Loterana momba ny Teolojia na ny SALT ao Fianaratsoa..."

Mihainoa finaritra tompoko!!

FILAZANAMiarahaba antsika mpanaraka ny pejy.Tato ato dia nanana olana isika @ ireo vidéos live tato @ pejy satria dia bl...
18/08/2026

FILAZANA

Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy.

Tato ato dia nanana olana isika @ ireo vidéos live tato @ pejy satria dia bloqués foana noho ny resaka droit d'auteur. Ka ho an'ireo tsy nahatratra ny fampitàna mivantana dia tsy afaka mamerina mijery ireo vidéos intsony. Afaka no débloquer-na hatrany izany taloha fa izao dia tsy mety intsony.

Noho izany dia nanokatra chaîne tatsy @ PeerTube ary izahay mba hialàna @ izay blocage izay ka manasa antsika hi-s'abonner @ io chaine io (ao @ commentaire ny lien) raha te-hamerina hijery ireo vidéos isika manomboka izao.

Nisafidy ny PeerTube izahay satria dia ho sendra olana @ droits d'auteurs tahaka izany ihany koa isika raha tany @ Youtube no nanokatra Chaîne.

Mankasitraka ny @ fanekena nyfandaminana Tompoko.

Mirary soa ary ho tahian'i Jesosy daholo

11/08/2026

'𝐍𝐝𝐚𝐨 𝐡𝐚𝐡𝐚𝐥𝐚𝐥𝐚 𝐟𝐚... "Ny Famonoan'olona"
Mihainoa finaritra ary Tompoko !

09/08/2026

Alahady X manaraka ny Trinite
Fidirana @ 10H00

Vakiteny :
SALAMO 33 : 12 - 15

JEREMIA 7 : 1 – 7
ROMANA 5 : 12 – 21
JAONA 6 : 66 – 71
MATIO 11 : 16 - 24

31/07/2026

'𝐍𝐝𝐚𝐨 𝐡𝐚𝐡𝐚𝐥𝐚𝐥𝐚 𝐟𝐚... "Ny Famoizam-po"
Mihainoa finaritra ary Tompoko !

Address

Cité Itaosy, Ambohimasina
Itaosy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FLM Ambohimasina Itaosy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share