Jesosy Mamonjy Ambohimamory

Jesosy Mamonjy Ambohimamory Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jesosy Mamonjy Ambohimamory, Christian church, Antsimondrano, Itaosy.

16/08/2026

JM Ambohimamory
034 41 062 27
Pst Sanda
Toriteny: NY FAHENDREN'ANDRIAMANITRA

09/08/2026
fotoana nahafinaritra be ,androany hariva ,nandalovan'ny prom pasteur Christien Rajoby ,zarazaraina samihafa Tokoa ny fa...
29/03/2026

fotoana nahafinaritra be ,androany hariva ,nandalovan'ny prom pasteur Christien Rajoby ,
zarazaraina samihafa Tokoa ny fanomezam-pahasoavana fa ny Fanahy dia Iray ihany

Fotoan-dehibe anasàna antsika rehetra Tsy an-kanavaka ny Alahady faha-05 Aprily 2026 izao, Jesosy Kristy Ilay P***a Lehi...
27/03/2026

Fotoan-dehibe anasàna antsika rehetra Tsy an-kanavaka ny Alahady faha-05 Aprily 2026 izao, Jesosy Kristy Ilay P***a Lehibe,
Fidirana : @09 ora maraina
ny hariva
Hahitanao :-Famonjena Lehibe
-Fanasitranana Lehibe
-Fanafahana Sy vahaolana Lehibe

Ho Hitanao fa tsy Lavitra anao Andriamanitra
Tongavasoa tompoko

vita soamantsara ny fanokafana ny fankalazana ny p***a Teto Ami Jesosy Mamonjy Ambohimamoryniarahana tamin'i Evanjelistr...
22/03/2026

vita soamantsara ny fanokafana ny fankalazana ny p***a Teto Ami Jesosy Mamonjy Ambohimamory
niarahana tamin'i Evanjelistra Davida mivady Sy ny antokom-pidera Zanaky ny Avo ,tena mandona ny fo ny Hira fiderana ,Ary feno Hery ny tenin'Andriamanitra ,
hitohy Hatrany ny fiarahamiasa ,Raha sitrapon'ny Tompo

17/03/2026

fotoana lehibe Sy miavaka ny alahady 22 mars 2026 Maraina ho avy izao ,Eto ami Fiangonana Jesosy Mamonjy Ambohimamory ,ami 9 ora maraina izany;
Hisy fiderana atolotry ny antokom-pidera Zanaky ny Avo ;Ary hisy Toriteny vélona ho entin'ny Evanjelistra Davida ,mitondra ao ami fjm Ambodiafotsy
hoento ny Marary,ny mañana olana ,ireo Miasa fatratra sy mavesatra entana rehetra,ny Tompo hanome fitsaharana(Matio 11:28)
"Aza miandry kasihan'Andriamanitra ,fa meteza hikasika an'Andriamanitra,dia ho afaka ianao "Amen

20/02/2026

FANKALAZANA NY NOELY 15 /02/2026
JESOSY MAMONJY AMBOHIMAMORY

24/01/2026

Jesosy Kristy, fanomezan’Andriamanitra ho antsika .

“Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no nomena antsika; ary ny fanapahana dia ho eo an-tsorony; ary ny anarany atao hoe: Mahagaga, Mpanolotsaina, Andriamanitra Mahery, Rain’ny mandrakizay, Andrianan’ny fiadanana.” — Isaia 9:5

👉 Faly izahay manasa anao hanatrika ny fotoam-pivavahana sy fankalazana ny noely ao amin'ny espace LAFATRA Ampitatafika

📅 Alahady 15 Febroary 2026
⏰ Amin’ny 2 ora tolak’andro

🎶 Hira fiderana sy vavaka ary Fampaherezana

🔥 Fotoana manokana handraisana ny famangian’Andriamanitra

🤝 Ny hira fiderana dia hotanterahin’ny Antokom-pidera Ambohimamory, miaraka amin’ny Sekoly Alahady

Tongava maro, fa tsy ho diso anjara amin’ny famangian’Andriamanitra ianao. Amen

Jesosy Kristy, fanomezan’Andriamanitra ho antsika .“Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no nomena antsika; ary ny fan...
06/01/2026

Jesosy Kristy, fanomezan’Andriamanitra ho antsika .

“Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no nomena antsika; ary ny fanapahana dia ho eo an-tsorony; ary ny anarany atao hoe: Mahagaga, Mpanolotsaina, Andriamanitra Mahery, Rain’ny mandrakizay, Andrianan’ny fiadanana.” — Isaia 9:5

👉 Faly izahay manasa anao hanatrika ny fotoam-pivavahana sy fankalazana ny noely ao amin'ny espace LAFATRA Ampitatafika

📅 Alahady 15 Febroary 2026
⏰ Amin’ny 2 ora tolak’andro

🎶 Hira fiderana sy vavaka ary Fampaherezana

🔥 Fotoana manokana handraisana ny famangian’Andriamanitra

🤝 Ny hira fiderana dia hotanterahin’ny Antokom-pidera Ambohimamory, miaraka amin’ny Sekoly Alahady

Tongava maro, fa tsy ho diso anjara amin’ny famangian’Andriamanitra ianao. Amen

Address

Antsimondrano
Itaosy
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jesosy Mamonjy Ambohimamory posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share