17/09/2024
❤️❤️❤️Efa tomotra ny farany
💪💪Mila vonona isika
💪💪Mila miomana
Alimbavaka ho fanomanana ny fotoan-dehibe 7 Alahady
Manasa anao ny zoma faha 27 n'y volana septembre
amin'ny 08h30 alina
💥💥Ndeha isika hitady ny Tompo💥
👉👉👉Salamo 65:5 a
"Zava mahatahotra no ataonao amin'ny fahamarinana ho valiny vavakay,ry Andriamanitry ny famonjena anay o"
Amen🙏🙏🙏