11/09/2025
Famangiana T2MI Menamaty Iloto.
Manao fitsidihana aty Menamaty Iloto ny Birao T2MI ka nosantarina taminy Fanomezana Sikibe ho anireo Zokiolona izany.
Tsy misy ny Tanora raha tsy teo ny Olobe ka izay no nahatonga an'izao hetsika izao natao.
Eto dia tsy hadino ny Misaotra ny Honorable sy ny Ben'ny Tanana Menamaty Iloto nanampy tamin'ny fanantaterahana an'ity hetsika ity.