20/04/2026
Fankalazana ny tsingerin-taona nahaterahan'ny mpanompo vavin'Andriamanitra🎁📷 Mankasitraka ireo Pasteur FFKZ sy ireo Pasteur mpiara-miasa tonga nanontrona sy niara-nifety taminay.
Isaorana ihany koa ny tarika sy ny School ary ny vahoakan'Andriamanitra rehetra.
Averina any amin'ny Ray ny voninahitra. Deraina Jesosy