FAMAF Manakara

FAMAF Manakara Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FAMAF Manakara, Religious organisation, Ifanadiana.

22/08/2017

MIN'NY ALAHELO LEHIBE NO AMPANDRENESANA ANTSIKA MPIRAY FANANTENANA REHETRA INDRINDRA ISIKA ATO AMIN'NY FAMAF MANAKARA? FA MATY NY TENTINE NY CHEF JULEX ? AMPANDRENESINA ISIKA MPIRAY FANANTENANA REHETRA, ARY ILAZANA MBA HO TONGA HAMONJY NY FIARETANTORY IZAY ATAO ENY ANTRANONY ANDRIANA AMBANY, ANIO ALINA, ARY MIRARY FIONONANA FENO HO AN'NY FIANAKAVIANY ILAZAO IREO NAMANA SY MPIRAY FANANTENANA REHETRA;😪😪😪😪😪😪😪😪😪😪

Choral Andranovato Manakara
26/06/2017

Choral Andranovato Manakara

Ny antokompihira AKO MIANTEFA avy ao Andranovato Manakara dia nanatanteraka antsam-piderana lehibe, izay natao tao amin'...
25/06/2017

Ny antokompihira AKO MIANTEFA avy ao Andranovato Manakara dia nanatanteraka antsam-piderana lehibe, izay natao tao amin'ny Fiangonana Adventista mitandrina ny andro fahafito Ifanadiana.

SABATA MANOKANA, NOTAKANA HIVAVAHANA HO AN'NY TANINDRAZANA RY NANASANA IREO OLOM-PANJAKANA TOMPON'ANDRAIKITRA IZAY NOTAR...
25/06/2017

SABATA MANOKANA, NOTAKANA HIVAVAHANA HO AN'NY TANINDRAZANA RY NANASANA IREO OLOM-PANJAKANA TOMPON'ANDRAIKITRA IZAY NOTARIHAN'ANDRIAMATOA LEHIBEN'NY DISTRIKAN'NY IFANADIANA, IZANY DIA NATAO TAO AMIN'NY FIANGONANA ADVANTISTA MITANDRINA NY ANDRO FAHAFITO IFANADIANA

Ifanadiana 24/06/2017
25/06/2017

Ifanadiana 24/06/2017

Nomarihin'ny Tanora tamin'ny fanaovana VOADY ny SABATA Faha 5 tamin'ny ity volana Jona ity, izay natao tao amin'ny Fiang...
25/06/2017

Nomarihin'ny Tanora tamin'ny fanaovana VOADY ny SABATA Faha 5 tamin'ny ity volana Jona ity, izay natao tao amin'ny Fiangonana Advantista Ifanadiana izay renivohitran'ny Distrika.

25/06/2017
fankalazana ny andron'ny MPISANTATRA, tsy adino anefa fa nisy BATISA sy vavaka ho an'ireo mpianatra izay hanala fanadina...
17/06/2017

fankalazana ny andron'ny MPISANTATRA, tsy adino anefa fa nisy BATISA sy vavaka ho an'ireo mpianatra izay hanala fanadinana

Address

Ifanadiana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FAMAF Manakara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share