24/05/2026
๐ก๐๐ง๐๐๐ข๐ง๐ฅ๐ ๐ ๐ฃ๐๐ง๐๐ฅ๐: ๐ก๐ฌ ๐๐๐ก๐๐๐๐๐ข ๐ก๐ข ๐ก๐๐ก๐๐ข ๐๐ญ๐ฌ ๐๐ข ๐๐๐ข๐ก๐
๐๐๐๐๐ซ๐๐ ๐ค,
๐๐๐ฒ๐น๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ต๐ผ ๐ต๐ถ๐๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ป๐ ๐ณ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ป๐ถ๐๐ฒ๐ต๐ผ๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐. I Petera, ilay mpianatro sady namako, dia intelo no nandร ho tsy mahalla Ahy mihitsy. Teo anoloana ankizivavy iray. Tsy teo anoloan'ny fitsarana akory. Fa teo anoloana ankizivavy mpanampy iray. Natahotra sy nipararetra izy. Nianiana fa tsy nahalala Ahy mihitsy. Ary avy eo, dia nitomany.
๐๐ฟ๐ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐, ๐ฑ๐ถ๐ฎ ๐๐ผ๐ป๐ด๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ต๐ถ๐ธ๐ผ. ๐ง๐๐ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฒ๐น๐ผ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐ป๐ฒ๐ณ๐ฎ. ๐ง๐๐ ๐ต๐ฎ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐๐ถ๐ฎ๐ต๐ ๐ฎ๐๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐น๐ฎ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐. ๐๐ฎ ๐ต๐ฎ๐บ๐ฒ๐ป๐ผ ๐ฎ๐๐.
Herinandro vitsivitsy tatแปณ aoriana, io Petera io ihany โ eny, izy tenany mihitsy โ no nijoro teo anoloan'ny Synedriona, ilay fitsarana mahery indrindra tany Isiraely, ary niteny tamin'ny fahasahiana lehibe izay nampitolagaga ny olona rehetra.
Nanoratra izany toe-javatra izany i Lioka mpianatro: ยซ ๐๐ณ๐บ ๐ฏ๐ฐ๐ฏ๐บ ๐ฏ๐ข๐ฉ๐ช๐ต๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฉ๐ข๐ด๐ข๐ฉ๐ช๐ด๐ข๐ฉ๐ช๐ข๐ฏ'๐ช ๐๐ฆ๐ต๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐๐ข๐ฐ๐ฏ๐ข ๐ช๐ป๐บ, ๐ด๐ข๐ฅ๐บ ๐ฏ๐ข๐ฉ๐ข๐ญ๐ข๐ญ๐ข ๐ง๐ข ๐ต๐ด๐บ ๐ฎ๐ฃ๐ข ๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฉ๐ข๐บ ๐ญ๐ข๐ญ๐ขฬ๐ฏ๐ข ๐ฏ๐ข ๐ฏ๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ข๐ฏ๐ข๐ณ๐ช๐ฏ๐ข ๐ช๐ป๐บ ๐ณ๐ฐ๐ข ๐ญ๐ข๐ฉ๐บ, ๐ฅ๐ช๐ข ๐จ๐ข๐จ๐ข ๐ช๐ป๐บ; ๐ข๐ณ๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ต๐ข๐ฏ๐บ ๐ต๐ด๐ข๐ณ๐ข ๐ง๐ข ๐ฆ๐ง๐ข ๐ฏ๐ช๐ข๐ณ๐ข๐ฌ๐ข ๐ต๐ข๐ฎ๐ช๐ฏ'๐ช ๐๐ฆ๐ด๐ฐ๐ด๐บ ๐ช๐ป๐บ ๐ณ๐ฐ๐ข ๐ญ๐ข๐ฉ๐บ. ยป (Asan'ny Apostoly 4:13)
๐ง๐๐ ๐ป๐ฎ๐ต๐ถ๐๐ฎ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ. ๐๐ฎ ๐ณ๐ฒ๐ป๐ผ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ต๐ถ๐ธ๐ผ. ๐๐๐ฎ๐ป๐ ๐ป๐ผ ๐ป๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐๐ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ.
Rahavako, izay tsy hain'ny sitraponao ovaina, dia ovain'ny Fanahiko tanteraka. Tsy mila anao ho matanjaka kokoa. Ny ilainao dia ny ho feno tanteraka.
I๐ก๐๐ฎ ๐๐๐ ๐๐๐ฏ๐๐ฃ๐๐ค
๐ฉ๐๐ฉ๐๐๐
๐๐ค๐ข๐ฅ๐ค ๐
๐๐จ๐ค๐จ๐ฎ ๐คฬ,
Ataovy ato amiko ny nataonao tao amin'i Petera.
Ovao ho fahasahiana ny tahotro amin'ny alalan'ny Fanahinao.
Tsy mila ny ho matanjaka kokoa aho; ny ilaiko dia ny ho feno.
Aoka izay mahita ahy dia hanaiky fa efa niaraka Taminao aho.
๐ผ๐ข๐๐ฃ๐.