Fiangonana Miara-manompo Fort-Dauphin

Fiangonana Miara-manompo Fort-Dauphin Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fiangonana Miara-manompo Fort-Dauphin, Church of Christ, Fort-Dauphin.

Hanasana antsika rehetra... 3 alahady hiomanana ho amin'.ny fianam-baovao
14/12/2023

Hanasana antsika rehetra... 3 alahady hiomanana ho amin'.ny fianam-baovao

Manasa antsika rehetra ho tonga maro tompoko... Tena fotoana fanararaotra handraisana zava-tsoa avy amin'Andriamanitra
09/11/2023

Manasa antsika rehetra ho tonga maro tompoko... Tena fotoana fanararaotra handraisana zava-tsoa avy amin'Andriamanitra

15/09/2023

⌛⌛Tsy ho ela intsony ilay fotoana,efa vonona vé ianao?⌛⌛

"Ny fihavian'i Jesosy Kristy eny amin'ny rahon'ny lanitra sy ny fanjavonan'ny olona Masina"

☀️☀️ ☀️ Andao hitsangana, andao hiha hazava fa tonga ny fahazavantsika🌅Ouaouh ny voninahitr'i Jéhovah mihintsy no efa mi...
14/09/2023

☀️☀️ ☀️ Andao hitsangana, andao hiha hazava fa tonga ny fahazavantsika🌅
Ouaouh ny voninahitr'i Jéhovah mihintsy no efa miposaka amintsika☀️☀️☀️

💜💛 💙Septembre 💙💛💜Miarahaba anao nahatratra ny volana vaovao. Ho ravahan'Andriamanitra fahatsarana indray anie ianao sy n...
02/09/2023

💜💛 💙Septembre 💙💛💜
Miarahaba anao nahatratra ny volana vaovao. Ho ravahan'Andriamanitra fahatsarana indray anie ianao sy ny ankohonanao.

🤎🤎Ao amin'i Tompo tsy simba ny simba fa avadika endrika vaovao. 🤎🤎👉Amin'ny anaran'i Jesosy ho amboarin'Andriamanitra ho ...
30/08/2023

🤎🤎Ao amin'i Tompo tsy simba ny simba fa avadika endrika vaovao. 🤎🤎
👉Amin'ny anaran'i Jesosy ho amboarin'Andriamanitra ho endrika vaovao daholo anie izay rava teo amin'ny fiainanao.
🤝Miarahaba an'izy mianadahy nofidin'Andriamanitra hitarika ny diakona.

Handeha eo ambany lanitra misokatra anie ianao amin'ity herinandro ity ary hanavaka anao hatrany Andriamanitra.
22/08/2023

Handeha eo ambany lanitra misokatra anie ianao amin'ity herinandro ity ary hanavaka anao hatrany Andriamanitra.

Marka 16:16"Izay mino sy atao batisa no hovonjena"Miarahaba an'ireo vita batisa rehetra tamin'ny 12 Aogositra 2023 sy no...
17/08/2023

Marka 16:16
"Izay mino sy atao batisa no hovonjena"
Miarahaba an'ireo vita batisa rehetra tamin'ny 12 Aogositra 2023 sy noraisina Katekomena ny alahady 13 Aogositra 2023.
Mandroso foana fa any an-danitra no tanjona.

Fanosorana diakona Alahady 13 Aogositra 2023Misaotra an'Andriamanitra lehibe fa tanteraka ny fanosorana ireo diakona vao...
15/08/2023

Fanosorana diakona
Alahady 13 Aogositra 2023
Misaotra an'Andriamanitra lehibe fa tanteraka ny fanosorana ireo diakona vaovao ato amin'ny fiangonana.
Andriamanitra anie hitahiry azy ireo hatramin'ny farany.

Isaorana an'Andriamanitra lehibe ny fahatanterahan'ny fankalazana ny faha 7 taonan'ny fiangonana Miara Manompo eto Fort ...
14/08/2023

Isaorana an'Andriamanitra lehibe ny fahatanterahan'ny fankalazana ny faha 7 taonan'ny fiangonana Miara Manompo eto Fort Dauphin ny 13 Aogositra 2023 .
Ny voninahitra rehetra dia ho an'Andriamanitra irery ihany
👍Miarahaba an'ny Pasteur Romeo RAKOTOMALALA mivady (Nahatratra ny faha 12 taonan'ny mariage)
👍 Miarahaba an'i Bébé ihany koa nahatratra ny faha 71 taonany
Mankasitraka antsika rehetra tonga maro bé : Mpanompon'Andriamanitra, havana, namana indrindra fa ny mpiara-manompo rehetra.
Ho tahiana amin'ny Zavatra rehetra anie hianareo.

J-1Rahampitso Ary ny fotoana e! Tongava maro dia ento ny fianakaviana.
12/08/2023

J-1
Rahampitso Ary ny fotoana e!
Tongava maro dia ento ny fianakaviana.

Address

Fort-Dauphin

Telephone

+261346651508

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiangonana Miara-manompo Fort-Dauphin posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share