Pejy famataran-dalana - Fianarantsoa

Pejy famataran-dalana - Fianarantsoa Fiangonan' i Jehovah Tompon'ny Sabata andro faha-7 Eto Fianarantsoa

Zanaka sisa, mitandrina ny didin' Andriamanitra sy mino an' i Jesosy Kristy

πŸŽ‰ Voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany fa tanteraka soa aman-tsara indray ny fitoriana filazantsara ankalamanjana ...
17/08/2026

πŸŽ‰ Voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany fa tanteraka soa aman-tsara indray ny fitoriana filazantsara ankalamanjana izay notanterahin'ny FIANGONANA FMFOI eto Fianarantsoa ny andron'ny Alahady 16 Aogositra 2026 Teto Ankidona .

πŸ”ΈTsy vitsy arak'izany ireo olona resy lahatra ny Amin'ny teny fahamarinana izay nozaraina teny an-toerana no Tonga nanantona ka nametraha-tanana.

✨Matio 05:14: "Ianareo no fahazavan'izao tontolo izao. Tsy azo afenina izay tanàna miorina eo" an-tampon-tendrombohitra."





Pejy famataran-dalana - Fianarantsoa

10/08/2026

✨ Fahasoavan'i Jehovah Ray, Zanaka, Fanahy no maha toy izao ahy sy ianao.

πŸ”₯ π€π‘π˜ 𝐄𝐅𝐀 ππŽπŒπ„πβ€™π€ππƒπ‘πˆπ€πŒπ€ππˆπ“π‘π€ π€πŒπˆππ“π’πˆπŠπ€ 𝐕𝐄 πˆπ™π€π˜ 𝐑𝐄𝐇𝐄𝐓𝐑𝐀 πˆπ‹π€πˆππ“π’πˆπŠπ€ ?Indraindray isika mivavaka ela… πŸ™Mangataka fahasitra...
10/08/2026

πŸ”₯ π€π‘π˜ 𝐄𝐅𝐀 ππŽπŒπ„πβ€™π€ππƒπ‘πˆπ€πŒπ€ππˆπ“π‘π€ π€πŒπˆππ“π’πˆπŠπ€ 𝐕𝐄 πˆπ™π€π˜ 𝐑𝐄𝐇𝐄𝐓𝐑𝐀 πˆπ‹π€πˆππ“π’πˆπŠπ€ ?

Indraindray isika mivavaka ela… πŸ™
Mangataka fahasitranana, fanafahana, fitahiana, fahombiazana ary vahaolana amin’ireo olana toa tsy misy lalana ivoahana.

Kanefa misy teny mahagaga ao amin’ny Soratra Masina:

πŸ“– Β« Efa nomen’ny herin’Andriamanitra ho antsika ny zavatra rehetra momba ny fiainana sy ny toe-panahy araka an’Andriamanitra… Β» β€” 2 Petera 1:3

✨ π‘΅π’š 𝒛𝒂𝒗𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂.ᐟ

Koa inona marina izany π’‰π’†π’“π’Šπ’β€™π‘¨π’π’…π’“π’Šπ’‚π’Žπ’‚π’π’Šπ’•π’“π’‚ izany?
β–ͺ️ Iza no manana izany?
β–ͺ️ Ahoana no fiasany eo amin’ny fiainan’ny olona?
β–ͺ️ Inona no zava-miafina ao ambadik’izany?
β–ͺ️ Ary inona avy ireo zavatra entin’izany herin’Andriamanitra izany?

Misy olona tonga teo anatrehan’Andriamanitra nitondra fahoriana…
Nefa lasa nitondra fanantenana.

Misy marary izay efa very fanantenana…
Nefa nahita ny herin’Andriamanitra niasa teo amin’ny fiainany. πŸ™

Misy olona voafatotra…
Nefa nahita fahafahana.

Misy varavarana toa nikatona tanteraka…
Nefa Andriamanitra nanokatra lΓ lana izay tsy nampoizina. πŸ”₯

Tsy natao hiderana olona izany, fa 𝒉𝒂𝒏𝒆𝒉𝒐𝒂𝒏𝒂 π’π’š π’‰π’†π’“π’Šπ’β€™π‘¨π’π’…π’“π’Šπ’‚π’Žπ’‚π’π’Šπ’•π’“π’‚ π’”π’š π’‰π’‚π’Žπ’‘π’‚π’‰π’‚π’‡π’‚π’π’•π’‚π’“π’‚π’π’‚ π’‚π’β€™π’Š 𝑱𝑬𝑺𝑢𝑺𝒀 𝑲𝑹𝑰𝑺𝑻𝒀, Ilay loharanon’ny famonjena sy ny fiainana.

πŸ“Œ SEMINERA
Β« 𝑡𝒀 𝒁𝑨𝑽𝑨-𝑴𝑰𝑨𝑭𝑰𝑡’𝑡𝒀 𝑯𝑬𝑹𝑰𝑡’𝑨𝑡𝑫𝑹𝑰𝑨𝑴𝑨𝑡𝑰𝑻𝑹𝑨 Β»

πŸ“… Sabotsy 15, 22, 29 π‘¨π’π’ˆπ’π’”π’Šπ’•π’“π’‚ - Sabotsy 5 sy 12 π‘Ίπ’†π’‘π’•π’‚π’Žπ’ƒπ’“π’‚ ary ny Alahady 13 π‘Ίπ’†π’‘π’•π’‚π’Žπ’ƒπ’“π’‚ 2026
πŸ•˜ Manomboka amin’ny 9 ora maraina
πŸ“ Manerana ireo trano fivavahana sy vondrom-bavaka FMFOI

Horesahina mandritra ny seminera :

β–ͺ️ Ny herin’Andriamanitra sy ny fanasitranana
β–ͺ️ Ny herin’Andriamanitra sy ny fanafahana
β–ͺ️ Ny herin’Andriamanitra sy ny fitahiana
β–ͺ️ Ny herin’Andriamanitra sy ny asa fivelomana
β–ͺ️ Ny herin’Andriamanitra sy ny fahagagana
β–ͺ️ Ny herin’Andriamanitra sy ny fiainana mandrakizay

Ary izao no hafatry ny TOMPO :

πŸ“– Β« Nahazo maimaim-poana ianareo, manomeza maimaim-poana. Β» β€” Matio 10:8

Ny zavatra omen’Andriamanitra ny Fiangonana dia tsy natao hotazonina ho antsika irery, fa natao ho zaraina amin’ny hafa koa.

πŸ”₯ NOMENA MAIMAIM-POANA β€” DIA MIZARA MAIMAIM-POANA KOA NY FMFOI !

Mino ve ianao fa mbola miasa ao amin’ny fiainan’ny olona ny herin’Andriamanitra?

πŸ’¬ Soraty ao amin’ny commentaire hoe Β« 𝐌𝐈𝐍𝐎 π€π‡πŽ Β» πŸ™Œ ary 𝒛𝒂𝒓𝒂𝒐 π’‚π’Žπ’Šπ’β€™π’π’π’π’π’‚ π’Šπ’“π’‚π’š 𝒏𝒂 π’Žπ’‚π’“π’π’Žπ’‚π’“π’ izay mila mahafantatra fa mbola afaka manao fahagagana Andriamanitra.



©️ 2026

07/08/2026
Fanokafana Vondrom-bavaka vaovao eto ANKOFAFA ny Sabata 18 Juillet 2026.< Fa ny tranoko hatao hoe Trano fivavahana ho an...
20/07/2026

Fanokafana Vondrom-bavaka vaovao eto ANKOFAFA ny Sabata 18 Juillet 2026.

< Fa ny tranoko hatao hoe Trano fivavahana ho an'ny firenena rehetra. Isaia 56:7b>

FM FOI FIANARANTSOA ☎️ 0349604368/0344177962




Radio FMFOI 107.4MHz
FMFOI Apostolic
Zion Webcom
TV7FOI Madagascar

Tonga ny voaloham-bolana πŸŽ‰
15/07/2026

Tonga ny voaloham-bolana πŸŽ‰

πŸ“£ Tonga ny Voaloham-bolana! 🎊

πŸ™Œ Andro masina lehibe, izay voatendrin’i Jehovah hiankohofana sy hanomezam-boninahitra Azy, handraisana fanafahana sy fanasitranana; ary fahagagana avy amin’Andriamanitra.

πŸ™ Fotoam-bavaka lehibe miaraka amin’ny fiangonana FMFOI, izay tarihin’ny Apostoly Benjamina, ny Alakamisy 16 jolay 2026 sady andro fankalazana ny nanomezana ny batisan’ny Fanahy Masina faobe teto amin’ny fiangonana FMFOI, izay feno 27 taona.

πŸ’Ž Fotom-bavaka lehibe, izay hanasΓ na anao mpihaino ny Radio FMFOI, andraisanao anjara roa ao amin’i Jesosy: Vavaka sy fiderana ary fankalazana an’Andriamanitra, noho ny nanomezany ny Fanahy Masina tena marina, handraisanao famonjena ao amin’i Jesosy Tompo.

πŸ“£ Voaloham-bolana!
πŸ“… Alakamisy 16 jolay 2026, manerana ny fiangonana FMFOI eto Madagasikara, ka hatrany ampitan-dranomasina. Sady
🎊 fankalazana ny nahazoana ny Batisan’ny Fanahy Masina faobe eto amin’ny FMFOI.

πŸŽ™οΈ Aza adino ary ny fiarahana mivavaka.

πŸ“– β€œβ€¦.Ny Fanahy sy ny ampakarina manao hoe: AVIA; ary aoka izay mahare hanao hoe AVIA! ary aoka ho avy izay mangetaheta ary izay mety, aoka izy hisotro maimaim-poana amin’ny ranon’aina….” Apok 22:17

©️ 2026

✨Voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany fa tontosa soa aman-tsara indray ny fitoriana filazantsara Ankalamanjana nia...
12/07/2026

✨Voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany fa tontosa soa aman-tsara indray ny fitoriana filazantsara Ankalamanjana niarahana tamin'ny Fiangonana FMFOI Fianarantsoa πŸ‡²πŸ‡¬
Izay notanterahina teny faritra Ankofafa hatrany,

✨Tanjona moa dia ny fanampariahana ny ambaindan'ny filazantsara sy teny fahamarinana ho any amin'ny olona rehetra .
Vokatr'izany maro be olona sitrana,afaka ,velona indray fanantenana fa nandray an'i Jesosy ho Tompo sy mpamonjy fiainanany Manonkana.

πŸ“•Romana 01:16: "Fa tsy menatra ny filazantsara aho; fa herin'Andriamanitra ho famonjena izay rehetra mino izany, amin'ny Jiosy aloha, dia vao amin'ny jentilisa* koa"

☎️ FMFOI FIANARANTSOA 0349604368/034417796Radio FMFOI 107.4MHzMHFMFOI ApostolicliTV7FOI MadagascarcaZion Webcomcom


πŸ’₯VATOMANDRY
10/07/2026

πŸ’₯VATOMANDRY

Address

Anosy
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pejy famataran-dalana - Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share