ECAR Distrika Misionera Vonagninoro

ECAR Distrika Misionera Vonagninoro -Distrika Vonagninoro
Ex- banlieue Nord. Diosezy Fianarantsoa. Ahitana Fiadidiana roa(2), izay mizara ho Fiadidiana Ipasa sy Ivoamba.

Ary ao Ipasa no renivohitry n'y Distrka.

FANKALAZANA PANTEKONTY.. Mitohy hatrany ny Ezaka eto Amin Distrika,, nofaranana tamin Filalaovana Baolina Akitra ny fank...
08/06/2025

FANKALAZANA PANTEKONTY..

Mitohy hatrany ny Ezaka eto Amin Distrika,, nofaranana tamin Filalaovana Baolina Akitra ny fankalazana ny Pantekonty teto Amin Distrika an'io tolakandro..

Anatin' ny fanomanana tanteraka ny fankalazana ny faha 150 tao ny nidiran Finoana tato amin'ny DISTRIKA amin' izao fotoana izao..

#"Mahareta Amin'ny Finoana Ary mahereza Fo"

13/06/2024
Lamesa této Sahanovy androanyFitsofandrano ireo komity any amin'ny APF rehetra any.Lamesa notarihinny père Vicaire
17/12/2023

Lamesa této Sahanovy androany
Fitsofandrano ireo komity any amin'ny APF rehetra any.
Lamesa notarihinny père Vicaire

08/04/2023

Mirary Paka Sambatra ho antsika aby .

Miarahaba isika kristianina rehetra ato Amin Distrika tratry Noely Zao. Mizara ahafaliana ny Noely
25/12/2022

Miarahaba isika kristianina rehetra ato Amin Distrika tratry Noely Zao.
Mizara ahafaliana ny Noely

27/11/2022

Taona A
Avia Ry Jesoa Tompo.
Avia re!

Isaoran'Andriamanitra fa vita soa aman-tsara ny Fiaonam-be nationaly andiany 3 nataon'ny FIFAKRI eto Madagasikara natao ...
29/08/2022

Isaoran'Andriamanitra fa vita soa aman-tsara ny Fiaonam-be nationaly andiany 3 nataon'ny FIFAKRI eto Madagasikara natao tao Morondava n'y 25-29Aout 2022 ity.
Nanana solotena ny Distrikan Tsika Dia ny Fianakaviana i Hermann sy Krimeza avy amin'ny Fiangonan'i Sahznovy.
Misaotra e.

Address

Ipasa
Fianarantsoa

Telephone

+261344174543

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ECAR Distrika Misionera Vonagninoro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share