FLM Ambohimandroso Fitiavana AGAPE

FLM Ambohimandroso Fitiavana AGAPE Miaraha amin'ny anaran'i Jesosy. Pejy FLM Ambohimandroso Fitiavana AGAPE Ankofafa SPAf Fianarantsoa.

Hizarana ny filazantsara, vaovaom-piangonana ary ny programa, sns
Araho ary ny pejy oh.

🌾Fetin'ny Voaloham-mbokatra 🌾ity ary ny programa anio 🙏🏽
17/05/2026

🌾Fetin'ny Voaloham-mbokatra 🌾

ity ary ny programa anio 🙏🏽

FIOFANAN'NY LOHOLONA Ity ny programme fiofanana antsoina isika loholona rehetra hiofana👉Birao sampana👉Birao Fiangonana 👉...
29/04/2026

FIOFANAN'NY LOHOLONA
Ity ny programme fiofanana
antsoina isika loholona rehetra hiofana
👉Birao sampana
👉Birao Fiangonana
👉Birao Fitandremana
👉Birao Fileovana
👉Sy ireo département samihafa sy mpiasam-piangonana⛪

Fiadanana e!Ho famaranana ny fankalazana ny faha-50 taona nijoroan'ny Antoko Mpihira Feon'Anjomara Ambohimandroso , dia ...
23/04/2026

Fiadanana e!

Ho famaranana ny fankalazana ny faha-50 taona nijoroan'ny Antoko Mpihira Feon'Anjomara Ambohimandroso , dia faly izahay manolotra ho anareo Concert lehibe iarahana @:
Tanora Marina Tobimpifaliana Soanierana - TMTS
Antsan'ny Lanitra Ampitakely
Koraita Vaovao Antanifotsy famonjena
ary ny Chorale Feon'Anjomara Ambohimandroso

Date📝: 26 aprily 2026
Toerana: FLM Ambohimandroso Fitiavana Ankofafa Fianarantsoa

Manomboka amin'ny 2h30min.
Tsy misy fidim-pidirana❌

Amboaro dieny izao ary ny fotoana fa hiaraka hamaranana ny faha-50 taonan'nyChorale Feon'Anjomara Ambohimandroso isika eeđź’—

Ho voninahitr' Andriamanitra irery ihany🙏🏻

ALAHADY 05 Avrily 2026: P***A I Fidirana : 09 oraMpitarika: Katekista RABENANDRASANA BarinirinaPrélude: Feon’anjomara Al...
05/04/2026

ALAHADY 05 Avrily 2026: P***A I Fidirana : 09 ora

Mpitarika: Katekista RABENANDRASANA Barinirina

Prélude: Feon’anjomara

Alitara sy Toriteny: Pastora ANDRIANANDRASANA Maminirina Vaoaviarison Samuël

Iterlude: FBL

Vakiteny: Isa. 52: 13-15, ANDRIAMAHEFA haja / I Kor. 15: 12-21, RAVAO Juliette

Filazan-draharaha - Rakitra – Hira (Feon’Anjomara, Voropotsy)

Fandraisana Fanasan’ny Tompo:

Prefasiona, Pastora MASOANDRON’ANDRIAMAMPIANINA Solohery Walter

03/04/2026

ZOMA 03 Avrily 2026: 7 ora (Ziona / SALoMa)
Mpitarika: RAZAFIARIVELO Nirina Fanja, Ziona

Alitara sy Toriteny: Pastora ANDRIANANDRASANA Maminirina Vaoaviarison Samuël

Prélude: SALoMa

Vakitany: Isa 50: 6-9 RABARIHANJAKA Tanteliniaina, Filohan’ny SALoMa

Vakitany lavabe: Tantaran’ny fijalian’i Jesosy: Jao 18.1 – 19.30 (zaraina ho fizarana 7)

Programa ZOMA 03 Avrily 2026 7 ora hariva(Ziona / SALoMa)Mpitarika: RAZAFIARIVELO Nirina Fanja, ZionaAlitara sy Toriteny...
03/04/2026

Programa ZOMA 03 Avrily 2026 7 ora hariva
(Ziona / SALoMa)
Mpitarika: RAZAFIARIVELO Nirina Fanja, Ziona

Alitara sy Toriteny: Pastora ANDRIANANDRASANA Maminirina Vaoaviarison Samuël

Prélude: SALoMa

Vakiteny: Isa 50: 6-9 RABARIHANJAKA Tanteliniaina, Filohan’ny SALoMa

Vakiteny lavabe: Tantaran’ny fijalian’i Jesosy: Jao 18.1 – 19.30 (zaraina ho fizarana 7)

Filazan-draharaha - Rakitra – Hira (Sampana sy Kartie) Asa sy Fampaherezana

***a #2026

02/04/2026

ALAKAMISY 02 Avrily 2026 6 ora sy sasany hariva (Filadelfia / FDFLM, FDL) Fanasan-tongotra (Karakarain’ny Mpiandry sy Mpiomana) Fotoam-pivavahana ara-dRitoaly Mpitarika: RAZANAKOLONA André Marie Esperance, Filadelfia Vakiteny: Eks 12: 3-14, RASOANIRINA Hanitriniaina Liliane, Filohan’ny FDFLM I Kor 10: 16-17 TINALIAONA Noelson, Filohan’ny FDL Alitara sy Toriteny: Pastora MASOANDRON’ANDRIAMAMPIANINA Solohery Walter

🎬✨ FANASANA MANOKANA ✨🎬“Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanany lahitokana, mba tsy ho...
02/04/2026

🎬✨ FANASANA MANOKANA ✨🎬

“Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanany lahitokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy fa hanana fiainana mandrakizay.”
— Jaona 3:16

Ny Serasera FLM Ambohimandroso dia manasa antsika rehetra hanatrika ny:

🎥 Projection sary miaina “Mpanjaka ny mpanjaka”

đź“… Zoma Masina 3 Aprily 2026
🕓 Ora : Manomboka amin’ny 04:00 hariva hatrmin'ny 5:00 hariva
📍 Toerana : FLM Ambohimandroso Fitiavana

🎟️ Tsy misy vidim-pidirana
🙏 Fa rakitra no tatazina

Tongava maro hiara-hijery sy hankafy ity sary miaina mampahery sy manan-danja amin’ny fotoanan’ny P***a ity ✝️

Programa ALAKAMISY 02 Avrily 2026 @ 6 ora sy sasany(Filadelfia / FDFLM, FDL)Fanasan-tongotra (Karakarain’ny Mpiandry sy ...
02/04/2026

Programa ALAKAMISY 02 Avrily 2026 @ 6 ora sy sasany

(Filadelfia / FDFLM, FDL)

Fanasan-tongotra (Karakarain’ny Mpiandry sy Mpiomana)

Fotoam-pivavahana ara-dRitoaly

Mpitarika: RAZANAKOLONA André Marie Esperance, Filadelfia

Vakiteny: Eks 12: 3-14, RASOANIRINA Hanitriniaina Liliane, Filohan’ny FDFLM

I Kor 10: 16-17 TINALIAONA Noelson, Filohan’ny FDL

Alitara sy Toriteny: Pastora MASOANDRON’ANDRIAMAMPIANINA Solohery Walter

Filazan-draharaha - Rakitra – Hira (Sampana sy Kartie)

AGAPE: Samy mitondra m**o ho anao sy ny namanao.

ALAROBIA 01 Aprily 2026, 7 ora harivaMihira : Betifaga / FiFiLMpitarika: RASOANANDRASANA Raymondine, Sefo Kartie Betifag...
01/04/2026

ALAROBIA 01 Aprily 2026, 7 ora hariva

Mihira : Betifaga / FiFiL
Mpitarika: RASOANANDRASANA Raymondine, Sefo Kartie Betifaga
Vakiteny: RANDRIANARIVO Hardy Clovis, Filohan’ny FiFiL
Fampianarana: "Ny fampihavanana entin’ny hazofijaliana", Pastora RANDRIANANTENAINA Richard

Filazan-draharaha - Rakitra – Hira (Sampana sy Kartie) Asa sy Fampaherezana

***a #2026

01/04/2026

Fampianarana Alatsinainy Masina :
“Izay niseho tao Getsemane sy ny adim-panahy atrehin’ny mino”
(Lio. 22: 39–46)
Pastora ANDRIANANDRASANA Maminirina Vaoaviarison Samuël

Address

Ankofafa Fianarantsoa
Fianarantsoa
302

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FLM Ambohimandroso Fitiavana AGAPE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share