29/05/2026
⚜️🎬 FIVONDRONANA HELDER CAMARA MANASA ANTSIKA REHETRA! 🎬⚜️
Vonona ve ianao hiaina fotoana miavaka miaraka amin’ny tontolon’ny skoto?
Tonga eto indray ny hetsika lehibe karakarain’ny Fivondronana Helder Camara:
🔥 PROJECTION BOAY SKOTO – “VONONA SY VANONA” 🔥
Sarimihetsika feno hafatra, fanabeazana, fitiavana ny fiainana skoto, ary fotoana hahafahana miara-mifaly sy mifanohana.
📅 ALAHADY 31 MAI 2026
📍 Grande Salle Saint François Xavier Ambatomena
✨ Misy séance 2 hisafidianana :
🕑 Séance I : 14H
🕓 Séance II : 16H
🎟️ Fidirana tsotra : 2 000 Ar
👑 Meilleure place : 10 000 Ar
Tsy projection tsotra ihany izao fa fotoana:
✅ Hanehoana ny firaisankinan’ny skoto
✅ Hanohanana ny hetsika sy vina entin’ny Fivondronana
✅ Hiainana fotoana feno hafaliana sy fifampizarana
👉 Safidio izay séance mety aminao
👉 Ento ny namanao sy ny ankohonanao
👉 Aza tara fa voafetra ny toerana
📞 Réservation & renseignements :
📱 032 12 510 32
📱 034 32 701 58
Ny fanatrehanao no fanohanana lehibe indrindra.
Koa tongava maro hiara-hijoro amin’ny teny filamatra hoe:
⚜️ “VONONA SY VANONA!” ⚜️