STK FJKM Ambatotsidikaina Andrainjato Fianarantsoa

STK FJKM Ambatotsidikaina Andrainjato Fianarantsoa ✝STK FJKM
💫Dépuis 1875
🎼Gospel,Classical,Variety Music
🎤Music
🎓Education
⚽Sport,....
Contact: 0341811534

06/06/2026

Aza Adino ee🙏
Ndao ee Hidera Miaraka 🙏🎼

02/06/2026

Alahady 7 Jona 2026
@2 ora sy sasany
Lapan'ny faritra mahatsiatra ambony

Tongava maro ianao🤩😍

Ho fankalazana an'Andriamanitra noho ny faha20 taona maha-mpitandrina an'i andriamatoa RANARISOA Fidintseheno,mpitandrin...
27/05/2026

Ho fankalazana an'Andriamanitra noho ny faha20 taona maha-mpitandrina an'i andriamatoa RANARISOA Fidintseheno,mpitandrina FJKM dia faly manasa anareo izahay hiara hidera aminay ho voninahitr'Andriamanitra🙏🕊😍
💗

21/05/2026

Fiadanana e,pause vacance kely ny clubs rehetra de mi-reprendre tsika manomboka 1ere semaine de Juin ndray.
Mirary fialantsasatra mahafinaritra💗

FINARITRA O🔊🎙Manomboka anio ny herinandron'ny Fanahy Masina ka manainga antsika iaby hanao zava-dehibe ny anjara fanompo...
18/05/2026

FINARITRA O🔊🎙
Manomboka anio ny herinandron'ny Fanahy Masina ka manainga antsika iaby hanao zava-dehibe ny anjara fanompoantsika💗
Mirary herinandro feno fitarihany sy fiasan'ny Fanahy Masina ho anao e💙❤💚

Eto izahay STK miarahaba Anareo ee 🎉         🎈Harabaina ee🎉🙏Mavita be  Asan'ny Tompo ee 🙏
14/05/2026

Eto izahay STK miarahaba Anareo ee 🎉
🎈Harabaina ee🎉
🙏Mavita be Asan'ny Tompo ee 🙏

Eto Antsika STK Mirary Soa anao ee😁🎉Tahin'ny Tompo @ Raha jiabay ,Fianakaviana Rehetra 🥰Happy birthday to you 🎂
11/05/2026

Eto Antsika STK Mirary Soa anao ee😁🎉
Tahin'ny Tompo @ Raha jiabay ,Fianakaviana Rehetra 🥰
Happy birthday to you 🎂

I Domoina na i Zoky Domoina 🥰

🔘Mpitarika ✨

▪️Izy sady Zoky no Reny miahy anay rantsana( manoro, manabe, mananatra, manintsy @ tsara izay hahasoa ny mpikambana 🥰)
▪️Be fitiavana izy, mahitsy, tsy tia afinafina, mahay mihira sady manana feo miavaka koa aan☺️🎙️
▪️Izy moa manambady tokana an'i Mamini'Aina Andrianaivo izay Président ny AFA Choir 😊❤️🫶🏻

▪️ Boooom 🎊, Tsingerintaonany anio ka andao homentsika ny sahaza ity vehivavy môdely ity🎉🥰

▪️ Mirary soa Zokinay o, Jesoa anie no herinao @ fiahianao ny ankohonana sy ny tanora , ho ambiniNy kô hotahiNy 🙏🏻🥰

Domoina Andriamanantsoa 🎉🎂🫂

🎉Harabaina ireto Andiany Fahazavana ✨          RANTSANA MPIANATRA mavita be 'ny Tompo🙏
08/05/2026

🎉Harabaina ireto Andiany Fahazavana ✨
RANTSANA MPIANATRA
mavita be 'ny Tompo🙏

04/05/2026
Finaritra e🤩Nanararotra niala voly indray ny tanora kristiana androany fa elaela zay..match teo@RM&R.AFA  izay samy chor...
31/03/2025

Finaritra e🤩
Nanararotra niala voly indray ny tanora kristiana androany fa elaela zay..match teo@RM&R.AFA izay samy choral ato@STK FJKM KFA,niady dia niady moa ny lalao(1-1) ary samy nandresy ny STK😂,tsy ny eny ambony alitara ihany moa no hainay fa na ny eny ambony kianja koa ary de afaka mitory an'i Jeso 😃, indray ary oh
STK MINO MIASA MIOMBONA
"Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny hatanoranao"1Tim.4,12a💚

Address

Andrainjato
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when STK FJKM Ambatotsidikaina Andrainjato Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share