MadaFroh

MadaFroh "Geben macht glücklicher als Nehmen"

Die armen Kindern in Madagaskar werden sich sehr freuen, wenn Sie Ihnen helfen können.

Herzlichen Dank im Voraus

Happy Gasikara- MbH

 'HistoireEstPrécieuse      Soutenons Omar Sy contre le racisme et le boycottage de son Film "Tirailleurs".Unterstützen ...
07/01/2023

'HistoireEstPrécieuse



Soutenons Omar Sy contre le racisme et le boycottage de son Film "Tirailleurs".
Unterstützen wir Omar Sy gegen den Rassismus und den Boykott seines Films „Tirailleurs“.

Je vous invite à tous à regarder le Film "Tirailleurs" d'Omar Sy.
Ich lade Euch alle ein, sich den Film "Tirailleurs" von Omar Sy anzuschauen.

13/12/2021

⁉️FILAZANA⁉️

Mitady mpanao asa tanana malagasy, manamboatra kilalao (vilany sy fatapera kely, vilia sy sotro, baolina, fiara kely karetsaka, daomy sns) sy mpanjaitra akanjo izahay❔
Manoràta eo na mandefasa hafatra miafina.
‼️Olona matotra ara-potoana ary afaka mahatratra commande ho an-jaza sy ankizy mihoatra ny 50 isa ihany no aoka hanoratra‼️
Misaotra tompoko.

☀️ Tia mizara fifaliana koa ve ianao?♥️ Ndao happy-faly ny ankizy miaraka aminay ...🤩 Tanjonay ny hitondra fifaliana ho ...
05/12/2021

☀️ Tia mizara fifaliana koa ve ianao?
♥️ Ndao happy-faly ny ankizy miaraka aminay ...

🤩 Tanjonay ny hitondra fifaliana ho an'ireo zaza mahantra 🤩
Amin'izao fetin'ny Krismasy 2021 izao dia hanatanteraka fizarana kilalao sy sakafo ho an'ireo zaza mahantra indrindra ato anatin'ny faritra amoron'i Mania sy Vakinan'ankaratra izahay 🚸🍱🎁

Misy dikany lehibe ary hitondra fifaliana ho azy ireo ny fandraisanao anjara, koa raisinay antanan-droa sy ampifaliana tompoko izay atolotrao.
Azonao alefa amin'ireto:
Paypal: [email protected] (Allemagne)
Mvola +261 34 09 718 36 (Madagasikara)

Mankasitraka indrindra amin'ny fandraisanao anjara.

"Izay rehetra ataonareo amin'ireny madinika indrindra ireny dia amiko no anaovanareo izany"

-MbH
-faly-ny-ankizy
&Sakafo

#24&25.12.2021
'iMania&Vakin'ankaratra

Kely no azo natolotra fa kosa ampitiavana ❤Misaotra nizara Nicole 💐
02/10/2021

Kely no azo natolotra fa kosa ampitiavana ❤
Misaotra nizara Nicole 💐

Misaotra nizara hafanana Lauren 🥰💐  Ampitiavana hatrany ❤
02/10/2021

Misaotra nizara hafanana Lauren 🥰💐

Ampitiavana hatrany ❤

"Mifampitsinjo" 🇲🇬❤Misaotra hatrany   😘●FITIAVANA●
02/09/2021

"Mifampitsinjo" 🇲🇬❤
Misaotra hatrany 😘
●FITIAVANA●

❤"Sambatra izay mifanampy" ❤  Misaotra ny nizara   😘🇲🇬🇲🇬
02/09/2021

❤"Sambatra izay mifanampy" ❤

Misaotra ny nizara 😘🇲🇬🇲🇬

Am-pitiavana 💖💖🙏🇲🇬🇲🇬👋
03/08/2021

Am-pitiavana 💖💖🙏🇲🇬🇲🇬👋

  💖💖💖Mehr als 40 Menschen konnten wir diese Woche helfen durch Liebe aus Deutschland. 🥰🌷 Misaotra ny mpikarakara hatrany...
16/06/2021

💖💖💖
Mehr als 40 Menschen konnten wir diese Woche helfen durch Liebe aus Deutschland. 🥰🌷 Misaotra ny mpikarakara hatrany🙏🇲🇬😊
❤💙🤍💚

Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MadaFroh posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share