Paroasy Tanambao Fianarana 60 taona

Paroasy Tanambao Fianarana 60 taona Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Paroasy Tanambao Fianarana 60 taona, Catholic Church, Tanambao, Fianarantsoa.

03/07/2025

JMJ Faha-2 ny Diosezy

16/05/2025

Tandremo tsy ho tara

Alahady 04 May 2025 : Vita ny asa fanitarana ny Fiangonana. Notsofin'ny Eveka rano ny asa vita. 🙏🙏 MISAOTRA, MISAOTRA an...
05/05/2025

Alahady 04 May 2025 : Vita ny asa fanitarana ny Fiangonana. Notsofin'ny Eveka rano ny asa vita.
🙏🙏 MISAOTRA, MISAOTRA antsika rehetra nifanome tanana t@ fanantotosana ny asa (sary Radio Tsiry)

03 May 2025 : TSIDIKA famaramparanana ny fankalazana ny faha-60 taona ny Paroasy
03/05/2025

03 May 2025 : TSIDIKA famaramparanana ny fankalazana ny faha-60 taona ny Paroasy

01 MAI 2025 : Fankalazan'ny Lycée St Josephe Ouvrier Tanambao ny fetin'ny Olomasina Mpiaro
01/05/2025

01 MAI 2025 : Fankalazan'ny Lycée St Josephe Ouvrier Tanambao ny fetin'ny Olomasina Mpiaro

FANASA
30/03/2025

FANASA

🙏🙏 Ny Père Curé sy ny Père Vicaire ary ny Komity faha-60 taona ny Paroasy Md Zozefa Mpiasa Tanambao dia faly miarahaba a...
25/12/2024

🙏🙏 Ny Père Curé sy ny Père Vicaire ary ny Komity faha-60 taona ny Paroasy Md Zozefa Mpiasa Tanambao dia faly miarahaba antsika rehetra tratran'ny Noely 2024 🙏🙏

❇️❇️ Anio alahady 13 Oktobra 2024 : Efa nanomboka nampiasain-tsika ny Tribune (galerie) efa mitafo ka tafiditra tao am-p...
13/10/2024

❇️❇️ Anio alahady 13 Oktobra 2024 : Efa nanomboka nampiasain-tsika ny Tribune (galerie) efa mitafo ka tafiditra tao am-piangonana avy koa ny Kristianina rehetra fa tsa nisy nivela nivavaka teny ivelany intsony.

🙏🙏 Misotra ny ekipa manao ny asa sy ny Kristianina mavitrika @ fandraisana anjara fa madiva vita ny fampiakarana ny tafo...
10/10/2024

🙏🙏 Misotra ny ekipa manao ny asa sy ny Kristianina mavitrika @ fandraisana anjara fa madiva vita ny fampiakarana ny tafo. Nefa mbola mitohy ny asa izay mbola ilaina fifanoloran-tanana

Mitohy ny asa : eo @ dingana fampiakarana ny tafon'ny fiangonan-tsika zao
14/09/2024

Mitohy ny asa : eo @ dingana fampiakarana ny tafon'ny fiangonan-tsika zao

Hafaliana sy fiadanana.Tontosa omaly ny fanaovana ny béton ho an'ny tribune sisiny roa. Isaorana ny Pretra sy komity tsy...
07/07/2024

Hafaliana sy fiadanana.
Tontosa omaly ny fanaovana ny béton ho an'ny tribune sisiny roa.
Isaorana ny Pretra sy komity tsy ankanavaka. Indrindra isika kristianina rehetra
Eglise miaradia anjakan' ny fiombonana..

Address

Tanambao
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Paroasy Tanambao Fianarana 60 taona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share