Worship team Fianarantsoa

Worship team Fianarantsoa "The people I formed for myself that they may proclaim my praise" Isa43:21

11/04/2026

Fiadanana ô 🙏
Manasa antsika rehetra indray amin’ity fotoana mamy sy manokana ity ✨
Session film 🎬 The Chosen amin’ny teny malagasy
Hiaraka hankafy ny fahagagana nataon’i Jesosy sy ireo tantara niarahany tamin’ny mpianany isika.
Anisan’izany ny fahagagana tao amin’ny fampakaram-bady tao Kana 💧🍷
👉 Raha liana ianao, dia mandefasa hafatra miafina (mp) amin’ny pejy
🍪 Hisy collation (pause goûter) — 2.000 Ar (tsy voatery)
📍 Toerana : Jardin de Grâce Mahamanina (ambadikiny EPP Manarapenitra)
📅 Daty : 17/04/25
⏰ Ora : 02h00
📞 Raha mbola sahirana mitady ny toerana ianao, dia antsoy ity laharana ity : 038 18 014 67
✨ Tongava maro fa nanomana toerana tsara ho anareo izahay 🤗
Tongava miaraka amin’ny fianakaviana, namana Revival Messengers EMIT Section Chrétienne Fiderana sy Fiankohofana - louange & adoration

Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Worship team Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share