Fizarana ny tenin' Andriamanitra

Fizarana ny tenin' Andriamanitra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fizarana ny tenin' Andriamanitra, Religious organisation, Ampitakely fianarantsoa, Fianarantsoa.

20/05/2026

Izao olona noforoniko ho Ahy izao
no hanambara ny fiderana Ahy
Isaia 43:21

14/05/2026

"Dia hahatonga anao ho firenena lehibe Aho sady hitahy anao sy hahalehibe ny anaranao, ary ho fitahiana tokoa ianao"
Genesisy12 :2

13/05/2026

"IZaho no fananganana ny maty sy fiainana,izay mino Ahy na dia maty aza,dia ho velona indray"
Jaona11:25

23/04/2023

Koa meteza ary isika hotefen'i Jesosy amin'ny alalan'ny Teniny dia hamokatra tsara araka ny sitrapony izaho sy ianao 🙏😇

11/03/2022

" Ity no Zanako Malalako izay sitrako indrindra , Izy no henoy".

Matio 17 : 5b

22/07/2021

Tompo o mba te hihaona Aminao
N'y olonao!!
Ffpm 226

06/05/2021

Indro Andriamanitra no famonjena ahy;dia hatoky aho,fa tsy mba hatahotra;fa JehovahTompo no heriko sy fiderako,fa efa namonjy ahy Izy. isaia12:2

06/04/2021

"N'y tranoko hatao hoe trano fivavahana",;fa ianareo kosa manao azy ho"zohy fieren'ny jiolahy" Matio21:13

04/03/2021

Fa na dia hifindra aza ny tendrombohitra,ary na dia hihetsika aza ny havoana,tsy mba hiala aminao ny famindrampoko,ary tsy hitsoaka ny faneken'ny fihavanako,hoy Jehovah,mpamindra fo aminao.
Isaia54:10 🙏💕

05/01/2021

Mifalia ry sakaiza fa nahazo taombaovao

29/12/2020

"Izay maharesy dia velon-kihinana ny avy amin'ny hazo maina, izay eo amin'ny paradisan'Andriamanitra"
Apokalipsy 1;7b

Koa @ zany, mibebaha, ka manwva ny asa, ary miverina amin'ny fitiavana voalohany

Address

Ampitakely Fianarantsoa
Fianarantsoa
642

Telephone

+261345725253

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fizarana ny tenin' Andriamanitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share