Global Day Of Prayer - GDOP - Fianarantsoa

Global Day Of Prayer - GDOP - Fianarantsoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Global Day Of Prayer - GDOP - Fianarantsoa, Religious organisation, Fianarantsoa.

๐Ÿ’ Hanasana ny mpivady rehetra eto Fianarantsoa sy ny manodidina ๐Ÿ’โฃ๏ธ Hisitaka kely any Ranomafana isika hianatra ๐Ÿ“–
05/10/2024

๐Ÿ’ Hanasana ny mpivady rehetra eto Fianarantsoa sy ny manodidina ๐Ÿ’

โฃ๏ธ Hisitaka kely any Ranomafana isika hianatra ๐Ÿ“–

16/07/2022

Baiboly fiteny Betsileo :-)

J - 1 Vondrom-bavaka maneratany โœI Petera 3 : 8. Farany, miraisa saina ianareo rehetra ... mifankatiava tahaka ny mpirah...
03/06/2022

J - 1 Vondrom-bavaka maneratany โœ

I Petera 3 : 8. Farany, miraisa saina ianareo rehetra ... mifankatiava tahaka ny mpirahalahy, mifamindrร  fo, manetre tena,

Toy izao ary ny fandaharam -potoana ho amin'ny rapitso :
- 8h 30 : Diarodobe ho an'i Kristy ireto ny toerana iaingana
- Croisement parc
- Mahamanina
- Tanana ambony
- Andohan'Ivory
- Miara mamonjy ao Ampasambazaha
- 11h misy fotoam-pivavahana
- Antsam-panahy iarahana -pihira ara-pilazantsara avy eto Fianarantsoa
- Fandefasana film " Fitiavan'i Dada"

Hanohanatsika ny hetsika dia misy saina sy satroka ary dรฉpliant hamidy fotoana io,izay natao mirary Dia mirary
- Saina 500 ar
- Dรฉpliant 500 ar
- Satroka 3000 ar

Ho firaisantsika dia akanjo fotsy no hanaovana ๐Ÿ˜Š (Tsy atao sakana anefa raha tsy manana)

Koa manasa antsika Kristiana rehetra eto Fianarantsoa
- Fiangonana
- Fikambanana
- Chorale
- Groupe de louange

J - 3 Diarodobe ho an'i Kristy โœAndrom-bavaka maneratany ๐ŸŒRomana 15 : 6-7 " Mba ho saina iray sy vava iray no hiarahanar...
01/06/2022

J - 3
Diarodobe ho an'i Kristy โœ
Androm-bavaka maneratany ๐ŸŒ
Romana 15 : 6-7
" Mba ho saina iray sy vava iray no hiarahanareo mankalaza an'Andriamanitra, Rain'i Jesoa Kristy Tompontsika. Koa mifandraisa ianareo tahaka ny nandraisan'i Kristy anareo koa ho voninahitr'Andriamanitra "

04 Juin 2022 @11 ora ao amin'ny stade Ampasambazaha
Manentana antsika Kristiana eto Fianarantsoa ๐Ÿ’—๐Ÿ˜Š

Mitohy hatrany ny 10 androm-bavaka izay anasana atsika Kristiana tsy an-kanavaka eto Fianarantsoa Ora : 12 Ora 30 - 1 Or...
30/05/2022

Mitohy hatrany ny 10 androm-bavaka izay anasana atsika Kristiana tsy an-kanavaka eto Fianarantsoa
Ora : 12 Ora 30 - 1 Ora 45
Toerana :
- METM Ankofafa
- EEM Ampasambazaha (Anglikana)
- FJKM Ambalavao Fahazavana
- Rhema Ankidona

II Tantara 7 : 14. Raha ny oloko izay nantsoina amin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary ...
27/05/2022

II Tantara 7 : 14. Raha ny oloko izay nantsoina amin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hahasitrana ny taniny.

Misaotra ny Tompo ๐Ÿ™
Amboary ary ny fotoananao ๐Ÿ˜Š
Entano ny tapaka sy namana ๐Ÿ˜

Address

Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Global Day Of Prayer - GDOP - Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share