Antsan'ny Famonjena FJKM Betlehema Ankofafa-Page

Antsan'ny Famonjena FJKM Betlehema Ankofafa-Page Jehovah no heriko sy fiderako. Fa efa famonjena ahy Izy.

Salamo 118:14

Antoko Mpihira mitory ny famonjen'i Jesoa Kristy, mampiely ny filazantsara, mitaiza ny tanora

26/10/2022
Alahady 08 mey izao ny fandaharana manaraka
03/05/2022

Alahady 08 mey izao ny fandaharana manaraka

" ary na inona na inona no ataonareo, dia ataovy amin'ny fo, tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'olona" Kolosiana 3:23 πŸ₯°

πŸ“£ πŸ””
😍Iarahana amin'ny Choral Feon'Anjomara Ambohimandroso Fitiavana Agape sy ireo nasaina manokana:
Tanora Marina Toby Soanierana, Antsan'ny Famonjena STK FJKM Betlehema Ankofafa.

πŸ“Œ: Hotel Tombotsoa Fianarantsoa
πŸ“…: 08 Mai 2022
πŸ•: 02 ora sy sasany

PAF: 2 000 Ar, Invitation: 5 000Ar

☎️: 034 32 372 69 (Raha mila fanazavana fanampiny na hanao famandrihan-toerana)

❀️ Tongava maro ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany 😍

21/04/2022

Ra-Jesoa ihany ny anay e!

Address

Ankofafa Ambony
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antsan'ny Famonjena FJKM Betlehema Ankofafa-Page posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share