FLM Tobimpifaliana Zon'Andriamanitra Soanierana

FLM Tobimpifaliana Zon'Andriamanitra Soanierana ✝️ Fiangonana Loterana Malagasy
⛪ Tobimpifaliana Zon'Andriamanitra Soanierana

Tsy ato Izy fa efa nitsangana (...) — Lioka 24 : 6
05/04/2026

Tsy ato Izy fa efa nitsangana (...)
— Lioka 24 : 6

✨Alahady I amin'ny P***A👉 Alahady 05 Aprily 2026▫️Fidirana: 7ora sy 9ora 30 maraina▫️Mpitarika: Kat. Rafanomezantsoa Fel...
04/04/2026

✨Alahady I amin'ny P***A
👉 Alahady 05 Aprily 2026

▫️Fidirana: 7ora sy 9ora 30 maraina
▫️Mpitarika: Kat. Rafanomezantsoa Felix
👉 Toriteny: Lioka 24: 1 - 9.1
👤Fotoam-pivavahana I: Pastora Rakotonirina Robert
👤Fotoam-pivavahana II: Pastora Lahivao Samuel
▫️Batisa: Mandritra ny fidirana faharoa
▫️Hira: 133, 141, 146, 252, 254, 349

➡️ Zoma Masina 03 Aprily 20266ora30 hariva▫️Mpitarika: Mpiandry Kotomahavalaky (Filohan'ny FIFIL)▫️Vakiteny: Matio 27: 5...
03/04/2026

➡️ Zoma Masina 03 Aprily 2026
6ora30 hariva

▫️Mpitarika: Mpiandry Kotomahavalaky (Filohan'ny FIFIL)
▫️Vakiteny: Matio 27: 51 - 56; Matio 27: 57 - 61; Matio 27: 62 - 66
👉 Fampianarana: « Jesosy sy ny Hazofijaliana »
👉 Mpampianatra: Pastora Lahivao Samuel
▫️Asa sy Fampaherezana: Tarihin'ny FIFIL sy ny FDFLM

➡️ Sabotsy 04 Aprily 2026

▫️Tafika Masina: Tontosain'ny sampana manerana ny sahan'ny FLM Soanierana.
⚠️ Fanamarihana: Mila manao tatitra ny isan'ny mpiatafika sy ny tokatrano voavangy

➡️ Alahady 29 Martsa 2026 [Alahadin'ny Sampan-drofia]▫️Fidirana: 7ora sy 9ora30 maraina▫️Mpihira: Tanora Marina Tobimpif...
28/03/2026

➡️ Alahady 29 Martsa 2026 [Alahadin'ny Sampan-drofia]

▫️Fidirana: 7ora sy 9ora30 maraina
▫️Mpihira: Tanora Marina Tobimpifaliana Soanierana - TMTS
▫️Vakiteny: Zakaria 9: 9 - 10; Isaia 62: 10 - 12; Jaona 12: 20 - 33
👉 Toriteny: Jaona 12: 1 - 16 (Pastora)
▫️Hira: 171, 438, 170, 254 (Fanasan’ny Tompo), 341.

➡️ Alatsinainy 30 Martsa 2026

▫️Fidirana: 6ora30 – 8ora15 hariva.
▫️Mpitarika: Atoa RAVELOJAONA Bertin (Filohan'ny FSFLM).
👉 Fampianarana: « Ny Fiangonana mankalaza ny P***a ».
👉 Mpampianatra: Teolojiana Razanamiandry Harilalao.
▫️Fanentanana: Rtoa Rahelinandrianina Iavomalala Elisera (Filohan'ny SALOMA).

➡️ Talata 31 Martsa 2026

▫️Fidirana: 6ora 30 – 8ora15 hariva.
▫️Mpitarika: Rtoa Mamenosoa Lucie (Filohan'ny FBL).
👉 Fampianarana: « Jesosy Kristy: Ny Fietreny sy ny Fisandratany ».
👉 Mpampianatra: Papa RANDRIANASOLO Joseph (Rec. LIME/SPAf).
▫️Fanentanana: Atoa Randrianomanana Germain Bruno (FDL).

🩵❤️ « Isika tsy maintsy manao ny asan'izay naniraka Ahy » — Jaona 9: 4a🖥️ Natolotry ny Sampana FSFLM Fitandremana, ho an...
27/03/2026

🩵❤️ « Isika tsy maintsy manao ny asan'izay naniraka Ahy » — Jaona 9: 4a

🖥️ Natolotry ny Sampana FSFLM Fitandremana, ho an'ny Fiangonana, ny Alahady 22 Martsa teo ny Tsangambato tamin'ny Fankalazana ny faha-20 taon'ny Sampana (Télévision, écran plat miisa roa). Isaorana an'Andriamanitra izany ezaka izany ary ankasitrahana ny Komitin'ny Fankalazana sy ny rafitra samihafa ihany koa...
➡️ Natokana ho amin'ny fampirantiana an-tsary ny Fizotry ny Fotoam-pivavahana, sy izay mety hilaina azy moa ireo !!

✨ Nifanindran-dalana tamin'izay koa dia niroso tamin'ny Fanekeny ho Mpiandraikitra Mpanazava i HASIHA Mandinika, Mpiandraikitra Sampana Mena ao amin'ny Mpanazava Fivondronana Soanierana !! Mitondra am-bavaka azy amin'izao Zara fanompoana izao...

✝️ P***A FISANDRATANA « Tsy ato IZY fa efa nitsangana... » — Lioka 24 : 6aHo avy ny Fandaharam-potoana !!
26/03/2026

✝️ P***A FISANDRATANA
« Tsy ato IZY fa efa nitsangana... » — Lioka 24 : 6a

Ho avy ny Fandaharam-potoana !!

21/02/2026

« Fa Tsy misy mahay manao Fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. » ~ I Kor 3 : 11

Aza adino ny Fotoanantsika rahampitso.

🎶🎼 CONCERT 🎵🎤

🕜 2 Ora sy sasany
⛪️ FLM Soanierana

Tongava maro ho Voninahitr’Andriamanitra irery ihany 🤍

FLM Tobimpifaliana Zon'Andriamanitra Soanierana
Tanora Marina Tobimpifaliana Soanierana - TMTS


"Aza matahotra, fa momba anao Aho; aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao."                                 ...
11/02/2026

"Aza matahotra, fa momba anao Aho; aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao."
Isaia 41 : 10 📖

Andao entina am-bavaka ireo havana Sy namana ary mpiray tanindrazana 🥺

Jesosy hiaro Sy hitantantana azy ireo. 🙏

Mankahery antsika rehetra Amin’ny anaran’i Jesosy 😇

FLM Tobimpifaliana Zon'Andriamanitra Soanierana
Tanora Marina Tobimpifaliana Soanierana - TMTS


́

🤍 « Isika tia, satria izy efa tia antsika taloha. »🤍                                 1Jaona 4 :19 📖🎤 Conférence iarahana...
10/02/2026

🤍 « Isika tia, satria izy efa tia antsika taloha. »🤍
1Jaona 4 :19 📖

🎤 Conférence iarahana amin’i Andriamatoa Mamitia

📌 Izay mitondra ny lohahevitra hoe :

❤️« TIAKO IZY, SATRIA…? »❤️

Tongava maro fa Tsy hanenina Ianao (Maimaim-poana ny fidirana) … 🥰

FLM Tobimpifaliana Zon'Andriamanitra Soanierana
Tanora Marina Tobimpifaliana Soanierana - TMTS


« fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanànan'i Davida, dia Kristy Tompo. » — Lioka 2 : 11Miarahaba antsika zanak...
25/12/2025

« fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanànan'i Davida, dia Kristy Tompo. » — Lioka 2 : 11

Miarahaba antsika zanaky ny FLM Tobimpifaliana Zon'Andriamanitra Soanierana rehetra amin'izao Noely 2025 izao...

✨ Fandaharam-potoana, Alarobia 24 Desambra 2025, amin'ny 07:00 hariva👉 NOELY TONTOSAIN'NY SALOMA🤶 NOELY FIFALIANA 2025▫️...
23/12/2025

✨ Fandaharam-potoana, Alarobia 24 Desambra 2025, amin'ny 07:00 hariva

👉 NOELY TONTOSAIN'NY SALOMA
🤶 NOELY FIFALIANA 2025

▫️Mpitarika: Rtoa RAHELINANDRIANINA Iavomalala Elisera, Filohan'ny SALOMA
▫️Toriteny - Jaona 1: 14, Pastora RANAIVO MIANDRISOA Armand

Fankalazana (tapany faharoa)
▫️Mpitarika: Rtoa RAKOTOZAFY Mireille Eliane, Birao SALOMA

👉 Hisy Fizarana vatomamy

➡️ Ho an'ny Andron'ny 25 Desambra, Andro Noely voalohany, hisy Fidirana indroa: 07h sy 09h30

Address

Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FLM Tobimpifaliana Zon'Andriamanitra Soanierana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share