MANA ISAN' ANDRO - Aim-panahy

MANA ISAN' ANDRO - Aim-panahy Mizara teny mamy ho anao

04/03/2026

Minoa an'i Jesoa Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao. — Asan'ny Apostoly 16 : 31

26/02/2026

Akaikin'izay manana fo mangorakoraka Jehovah, ary mamonjy izay torororo fanahy. — Salamo 34 : 18

24/02/2026

Mifankazara amin'ny Tsitoha ianao, dia hiadana; Izany no hahatongavan'ny soa aminao. — Joba 22 : 21

19/02/2026

Mampianara anay hanisa ny andronay, Hahazoanay fo hendry. — Salamo 90 : 12

18/02/2026

Ary fantatsika fa ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an'Andriamanitra— Romana 8 : 28

17/02/2026

Fa Andriamanitra mampiseho* ny fitiavany antsika, fa fony mbola mpanota isika, dia maty hamonjy antsika Kristy. — Romana 5 : 8

16/02/2026

Ankino amin'i Jehovah ny lalanao, ary matokia Azy, fa hataony tanteraka. — Salamo 37 : 5

12/02/2026

Antsoy Aho amin'ny andro fahoriana, dia hamonjy anao Aho, ka hanome voninahitra Ahy ianao. — Salamo 50 : 15

10/02/2026

...indro, efa nasiako varavarana mivoha eo anatrehanao, ka tsy misy maharindrina azy.. — Apokalypsy 3 : 8

09/02/2026

Fa na iza na iza no manao ny sitrapon'Andriamanitra, dia izy no rahalahiko sy anabaviko ary reniko. — Marka 3 : 35

05/02/2026

Ny Tompo tsy mahela ny teny fikasany...fa mahari-po aminareo Izy, ka tsy tiany hisy ho very, fa mba ho tonga amin'ny fibebahana izy rehetra, — II Petera 3 : 9

30/01/2026

Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mandre ny teniko ka mino Izay naniraka Ahy no manana fiainana mandrakizay, ka tsy hohelohina*; fa tafafindra niala tamin'ny fahafatesana ho amin'ny fiainana izy. — Jaona 5 : 24

Address

Fianarantsoa
301

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MANA ISAN' ANDRO - Aim-panahy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to MANA ISAN' ANDRO - Aim-panahy:

Share