FJKM Antarandolo Fitiavana

FJKM Antarandolo Fitiavana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FJKM Antarandolo Fitiavana, Religious organisation, Fianarantsoa.

Rahariva indray ny fotoanatsika ary 🥰
06/04/2026

Rahariva indray ny fotoanatsika ary 🥰

Amin'ny 22 jona indray ny fotoanantsika 🥰Tongava, andao hidera an'Andriamanitra ☺️
13/06/2025

Amin'ny 22 jona indray ny fotoanantsika 🥰

Tongava, andao hidera an'Andriamanitra ☺️

Hanasana antsika rehetra hatrany 🤗
01/05/2025

Hanasana antsika rehetra hatrany 🤗

Anasana antsika rehetra hiara hifaly Sy hankalaza an'Andriamanitra ❤️
31/03/2025

Anasana antsika rehetra hiara hifaly Sy hankalaza an'Andriamanitra ❤️

Miroso hatrany isika ny amin'ny fanatanterahina ny fanompompivavahana amin'ny teny anglisy.Asaina isika hanatrika ny fot...
18/11/2022

Miroso hatrany isika ny amin'ny fanatanterahina ny fanompompivavahana amin'ny teny anglisy.

Asaina isika hanatrika ny fotoana ny Alahady 20 Novambra izao, @ 2 ora ao amin'ny FJKM Antarandolo Fitiavana.

Soli Deo Gloria

Fotoana hanombohantsika ny fanompoampivavahana amin'ny teny AnglisyManasa antsika mpianakavin'ny finoana hiara hientana ...
18/10/2022

Fotoana hanombohantsika ny fanompoampivavahana amin'ny teny Anglisy

Manasa antsika mpianakavin'ny finoana hiara hientana amin'izany

SOLI DEO GLORIA

English Worship Service - FJKM
FIANARANTSOA ⛪👍
Ho tanterahina ao amin’ny FJKM ANTARANDOLO Fitiavana Fianarantsoa ny Alahady 23 oktobra 2022 izao amin'ny 2 ora tolakandro ny fanokafana ny fanompoam-pivavahana amin'ny teny Anglisy ho an'ny FJKM Antarandolo Fitiavana Fianarantsoa, izay tandreman' ny mpitandrina Mamy Andriambahiny. Ho avy any an-toerana ny solotena avy amin'ny Vaomiera mpanomana ny Fanompoam-pivavahana amin'ny teny Anglisy Iraky ny Departemantan’ny Fiangonana FJKM.
Hisy ny fiderana izay tarihin’ny :
✨Antoko Mpihira:

👉 FJKM Antarandolo Fitiavana Fianarantsoa
👉Lycée Privé Randzavola
👉TPM Amboniavaratra.

Hanasana ny mpianankavin'ny finoana rehetra hiara-hiombona amin' izany.

Misaotra an'Andriamanitra lehibe fa nohon'ny fahasoavany ny fintatanany dia tontosa soa amantsara ny fanohanana ampahibe...
09/09/2022

Misaotra an'Andriamanitra lehibe fa nohon'ny fahasoavany ny fintatanany dia tontosa soa amantsara ny fanohanana ampahibemaso ny lahatsoratra famaranana nazahoana ny maripahaizana DOCTORAT tao amin'ny Oniversity FJKM Ravelojaona izay nataon'ny Mpitandrina ANDRIAMBAHINY Maminiaina omaly alakamisy 8 septambra 2022

Vokatr'izany dia nahazo ny maripahaizana:
Docteur en Sciences Sociales et Eco-Théologie, spécialité, Missiologie tamin'ny Mention : Très Honorable ny Révérend Docteur ANDRIAMBAHINY Maminiana.

Etoana dia isaorana ny Biraon'ny Fitandremana Vaomieran'ny Mpiandrina, ny Fikambanan'ny Diakona sy Loholona,ny Sampana Sampan'asa, Fikambanana, ny kristianina rehetra tsy ankanavaka eto amin'ny FJKM Antarandolo Fitiavana. Ny ekipa mpiara miasa rehetra ao amin'ny Lycée FJKM Rozelina.
Izay nanohana, am-bavaka, ara-kevitra, ara-bola, sy izay endrika fanohanana maro tsy ho voatanisa ; indrindra nandefitra ny amin'izay mety ho fahabangan'ny Mpitandrina nandritra ny fotoana fianarany sy ny fanomanany rehetra tao anatin'izay taona maromaro izay. Ary misaotra ireo izay tonga maro be nanotrona omaly.
Mirary soa antsika rehetra samy hitombo @ fahasoavana

Soli Deo Gloria

Finaritra ehFaly miarahaba sy miombom po amam panahy aminareo Diakonina sy Loholona Mankasitraka @ fanatanterahana ny as...
24/04/2022

Finaritra eh
Faly miarahaba sy miombom po amam panahy aminareo Diakonina sy Loholona
Mankasitraka @ fanatanterahana ny asa sy fanompoana @ endriny samihafa.
"Miorena tsara aza miova ary mahefà be mandrakariva @ asan'ny Tompo" Ikor 15:58.Rtoa Nirina

10/04/2022

Mahatsiaro manokana dia mirary soa ho an.n'y Dorkasy sy ny vehivavy rehetra ato @ ANTAFITIA...
Samy tahian i Jesoa.
Ftoa Nirina

Address

Fianarantsoa
301

Telephone

+261340387684

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Antarandolo Fitiavana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share