J-TenyMamy

J-TenyMamy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from J-TenyMamy, Religious Center, Mada, Fianarantsoa.

Pejy fizarana sy fandraisana tenin'Andriamanitra avy amin'ny application mobile "J-TenyMamy"

https://play.google.com/store/apps/details?id=com.maminiaina.j_teny_mamy

Heb 10:25 🙏
30/07/2024

Heb 10:25 🙏

📢Ho antsika ao Fianarantsoa!! 🤩🟢Hanao fampisehoana ao amin'ny Hôtel Pietra Fianarantsoa ny chorale feon'Anjomara Ambohim...
17/02/2023

📢Ho antsika ao Fianarantsoa!! 🤩

🟢Hanao fampisehoana ao amin'ny Hôtel Pietra Fianarantsoa ny chorale feon'Anjomara Ambohimandroso ny Alahady 26 Febroary ho avy izao.🎶
Nahazo fahasoavana maimaimpoana dia mizara maimaim-poana indray amin'ny alalan'ny hira ara-pilazantsara.❤️

Alahady 5 febroary 2023
05/02/2023

Alahady 5 febroary 2023

25/01/2023
Tes l 3:12 ❤️Aza hadinoina ny mizara @ namanao 🙂
23/01/2023

Tes l 3:12 ❤️

Aza hadinoina ny mizara @ namanao 🙂

Jaona I 4:16 ❤️Efa afaka télécharger ao menu 'Teo-javatra' ny mise à jour ny Mana isan'andro sy ny perikopa 2023 hatrami...
20/01/2023

Jaona I 4:16 ❤️

Efa afaka télécharger ao menu 'Teo-javatra' ny mise à jour ny Mana isan'andro sy ny perikopa 2023 hatramin'ny alahadin'ny trinite

Kor II 1:5 🙏
21/10/2022

Kor II 1:5 🙏

03/09/2022

Fatra-pitsiriritra voninahitra araka ny maha-olona azy ny olona.Iza no tsy te-ho tsara laza ? Raha misy milaza tsara antsika na mandoka antsika eo imasontsika dia maneho fanetren-tena isika, ka mody milaza tena ho tsy mahomby na tsy mendrika izany fandokafana izany. Kanjo faly dia faly ao am-po isika, ary miteny anakam-po hoe : " Mahita ny fahatsarako na ny fahombiazako ny olona ka mandoka ahy, ary rariny izany ".

Raha mitady voninahitta sy doka avy amin' ny olona isika dia manambany tena. Andevon' ny olona isika raha toy izany, ka voateritery na amin' ny teny na amin' ny fomba fiasa, ka variandresaka mandrakariva ny amin' izay fiheveran' ny olona. Dia manimba tena isika amin' izany ka tsy mahapetraka amin' izay tokony hisy antsika.

Misakana ny finoana ny fitsiriritam-boninahitra, hoy Jesosy. Manan-javatra iray loha kendrena ny finoana : dia Jesosy. Ny voninahiny sy ny fitsarana ataony no tena mavesa - danja amin' ny mino fa tsy misy ambonin' izany. Ny zavatra rehetra ananany dia an' i Kristy fa tsy misy tànany ho azy : Ny fitsarana sy voninahitra rehetra, omen' ny olona dia tsy maintsy miala eo anatrehan' i Kristy, izay kendren' ny finoana sy ny fiainana kristiana rehetra. Izay manana finoana velona dia tsy maintsy ialan' ny fitsiriritam-boninahitra.

Address

Mada
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when J-TenyMamy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to J-TenyMamy:

Share