19/07/2026
😅 Tsy mora ilay andraikitra omaly🥹
Tsy mbola mora ilay andraikitra androany😫
Ary tsy ho mora mihitsy io rahampitso
Misy fotoana tena mampiteny ny moana ny lanjan'ilay andraikitra 🥲😜 (Hoy Ma vie de cheftaine izay 😅😅)
Fa izao miezaka manao ny tsara sy izay tratran'ny aina
fa izay Ilay Fanekena efa natao teo anatrehan'Andriamanitra
Ary Izy irery no hanampy hahatanterahana izany😌💓