08/02/2026
Fiadanana!
Misy 𝗙𝗔𝗠𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 mahakasika ny 𝗩𝗜𝗢𝗟𝗘𝗡𝗖𝗘 𝗖𝗢𝗡𝗝𝗨𝗚𝗔𝗟𝗘 rahampitso Alatsinainy 09 février 2026, izay iarahana amin' i 𝗣𝗮𝘀𝘁𝗼𝗿𝗮 𝗧𝗮𝗻𝘁𝗲𝗹𝘆.
Lohahevitra " 𝗛𝗘𝗥𝗜𝗦𝗘𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗢 𝗔𝗡-𝗧𝗢𝗞𝗔𝗡𝗧𝗥𝗔𝗡𝗢, 𝗔𝗥𝗬 𝗥𝗔𝗛𝗔 𝗠𝗕𝗔 𝗖𝗔𝗟𝗠𝗘 𝗘𝗛! "
⛪ Eny amin'ny Fiangonana FJKM Ambatotsidikaina.
🕕 Amin'ny 6 ora hariva.
▶️ Anasàna antsika Fiangonana rehetra hanatrika izany.