KTLM/SPAf

KTLM/SPAf Sehatra hampitana vaovao eto amin'ny KTLM/SPAf

https://www.facebook.com/share/p/1aEbG28yHv/
27/05/2026

https://www.facebook.com/share/p/1aEbG28yHv/

"Miderà an'i Jehovah, fa tsara Fa mandrakizay ny famindram-pony." - Salamo 107:1

Fiadanana eh!
Ho antsika Antoko-mpihira ka vonona handefa clip eto amin'ny pejy dia mandefasa hafatra miafina.
Ho tahin'i Jesosy hatrany eh!!!

08/09/2025

HIRA FANEVA ISAN-TAONA SOATANANA 2025

"Aoka ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana ianao, dia homeko anao ny satro-boninahitra fiainana." Apok.2-10bFintina an-t...
31/08/2025

"Aoka ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana ianao, dia homeko anao ny satro-boninahitra fiainana." Apok.2-10b

Fintina an-tsary ny famaranana ny Zaikakely KTLM SPAf izay natao tao amin'ny Fileovana Fianarantsoa

"Aoka ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana ianao, dia homeko anao ny satro-boninahitra fiainana." Apok.2-10bZaikakely KT...
30/08/2025

"Aoka ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana ianao, dia homeko anao ny satro-boninahitra fiainana." Apok.2-10b
Zaikakely KTLM SPAf 2025

Fiadanana eh!Ity ary ny programme tsika rahampitso maraina🙏Tongava maro tompoko Nb: manao fanamiana ny Antoko-pihira rah...
29/08/2025

Fiadanana eh!
Ity ary ny programme tsika rahampitso maraina🙏
Tongava maro tompoko
Nb: manao fanamiana ny Antoko-pihira rahampitso🙏

28/08/2025

"Aoka ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana ianao, dia homeko anao ny satro-boninahitra fiainana." Apok.2-10b
Zaikakelin'ny KTLM/SPAf 2025
Indro ary ny feon-kira ny hira faneva dia atolotra am-pitiavana antsika

"Aoka ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana ianao, dia homeko anao ny satro-boninahitra fiainana." Apok.2-10bFiadanana eh...
27/08/2025

"Aoka ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana ianao, dia homeko anao ny satro-boninahitra fiainana." Apok.2-10b
Fiadanana eh!!
Zaikakelin'ny KTLM/SPAf indray no ho tanterahina ny 26-27-28-29-31 Aogositra 2025, atao ao Masombahoaka Fileovana Fianarantsoa, koa dia mangnega antsika KTLM/SPAf rehetra ho tonga hanamasaka ny fivoriana.

Misaotra atsika KTLM SPAf
22/08/2025

Misaotra atsika KTLM SPAf

Zaikakely KTLM SPAf🙏
22/08/2025

Zaikakely KTLM SPAf🙏

"Aoka ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana ianao, dia homeko anao ny satro-boninahitra fiainana." Apok.2-10b
Fiadanana eh!!
Zaikakelin'ny KTLM/SPAf indray no ho tanterahina ny 26-27-28-29-31 Aogositra 2025 hoavy izao eo Masombahoaka Fileovana Fianarantsoa, koa dia mangnega atsika KTLM/SPAf rehetra ho tonga hanamasaka ny fivoriana.

Indro ary ny hira faneva atolotra am-pitiavana antsika

27/07/2024

📌Indro atolotra antsika ny 🎙hira faneva ny Zaikakely any 💒 Andoharanomaintso ny 🗓20-25 Aogositra 2024.

Address

Ivory Avaratra
Fianarantsoa
301

Telephone

+261344138284

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KTLM/SPAf posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share